Tantara misongadina tamin'ny Septambra 2023
Tantara tamin'ny Septambra, 2023
Fantaro i Daniel Frédéric Ngono, mpandika lahatsoratry ny Lingua Frantsay
GV : Ambarao bebe kokoa aminay ny momba anao DN : Ny 18 Novambra 1996 aho no teraka tao Mbalmayo, renivohitry ny departemantan'i Nyong sy So'o ao amin'ny faritra afovoan'i Kamerona. Taorian'ny nahavitako ny bakalaorea Literatiora sy Filôzôfia tao amin'ny Kôlejy Mbalmayo-Oyack tamin'ny 2013, dia nisafidy ny hanomana Lisansa amin'ny Literatiora...
Mafanavay ny adihevitra ny zom-pirenena Frantsay an'i Andry Rajoelina eto Madagasikara
Adihevitra eto Madagasikara: araka ny lalàna, ny fananana zom-pirenena hafa dia manafoana ny zom-pirenena malagasy, izay ilaina amin’ny fifidianana. Manana pasipaoro frantsay anefa ny kandidà Andry Rajoelina.
Miezaka manangana ny tanànan'ny ho avy any amin'ny faritany Rosiana ny tanora, raha mitady ny lasa kosa ny mponina
Niverina tany Chaykovsky, tanàna kely any Rosia ny mpanakanto ary nanangana foibe ara-kolontsaina ho an'ny daholobe tao. Miatrika fanoherana avy amin’ny tompon’andraikitra sy tsy fahampian’ny fifankahazoana eo amin’ny mponina any an-toerana izy ireo ankehitriny.
Tondradrano no mariky ny fiovan'ny toetrandro iainan'ny ambanivohitra ao Trinidad, fa misy antony fanampiny koa
"Efa miaina ny fiantraikan'ny fiovaovan'ny toetr'andro i Trinite sy Tobago, toy ny fiakaran'ny haavon'ny ranomasina, ny fiakaran'ny maripana iainana ankapobeny ary ny rafitra toetr'andro mahery vaika.."
Hanomboka amin'ny 9 novambra ny fotoam-pivorian'ny Vaomieran'ny Vondrompiarahamonina GV 2023!
Raha mbola tsy mpikamban'ny Vaomiera, dia afa-mangataka hiditra amin'ny fampiasana ny Council Application Form. Hatramin'ny 24 oktobra no anaovana fangatahana.
Ho avy amin'ny Ôktôbra—Tafatafan'ny Vondrom-piarahamonina Global Voices !
Ny 3 Ôktôbra no ho atao ny Tafatafa Voalohan'ny Vondrompiarahamonina. Tsy andry ny hahita anareo ahy !
Voasivana ao Rosia ny sarimihetsika Yakut ‘Aita’
Ny antony notononin'ny Roskomnadzor dia noho ny fiezahan'ilay sarimihetsika 'handrava ny fitsipiky ny mahairay ny vahoaka ao Rosia'.
Ao Azia Afovoany, ho firaisankina amin'i Okraina dia nofoanana ireo kaonseritra saika hataona Rosiana olo-malaza mpankasitraka ny ady
Mifanohitra amin'ny an'ireo governemanta ao Azia Afovoany, izay manjavozavo ankehitriny ny toerana raisiny, naneho mazava ny fijoroana pôlitikany ireo olom-pirenena tsotra ao amin'ny faritra, tamin'ny nanehoany ny firaisankinany amin'i Okraina
Mampirehitra adihevitra fitrandrahana sy ny fitomboana harin-karena ao Amerika Latina indray ny fitsapan-kevi-bahoaka manan-tantaran'i Ekoadaoro
Almost all Latin American countries are still tempted to use extractivism as a development model. Is it possible to strike a balance between environmental conservation and economic growth? Saika ny firenena Amerika Latina rehetra no mbola alaim-panahy hampiasa ny fitrandrahana ho modely amin'ny fampandrosoana. Azo atao ve ny mampifandanja ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fitomboana ara-toekarena?
Tiorkia : Sakanan'ireo mpandraharahan'ny fifandraisandavitra ny fidirana amin'ilay tranonkala Web malaza Ekşi Sözlük
Noho ny antony mitovy, tamin'ny 7 Febroary, nosakanan'ny manampahefana ny Twitter, sehatra media sosialy iray hafa malaza .