Jolay, 2019

Tantara tamin'ny Jolay, 2019

Fantaro i Kpénahi Traoré, nitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 24-30 Jolay

Rising Voices

Hifandimby ireo Afrikana mpikatroky ny teny sy mpanandrateny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang hizara ny zava-niainany tamin'ny famelomana aina indray sy fampahafantarana ireo fiteny Afrikana. Ny lahatsoratra etoana dia momba an'i Kpénahi Traoré (@kpenahiss) sy izay kasainy horesahana mandritra ny herinandro itantanany ny kaonty.

31 Jolay 2019

Ny tanànan'i Cebu

Fampahafantarana ny momba ity faritra sy tanàna iray ao Filipina ity raha handeha ho any ianao, ireo antonta-taratasy ilaina ho amin'izany.

31 Jolay 2019

Ny tsy fanjariana ara-tsakafo 2010

Efa voaantoka ny foto-tsakafon'ny olona 2 miliara eo ho eo manerana izao tontolo izao. Olana sarotra izay mety hiteraka fiantraikany maro ny tsy fanjariana ara-tsakafo. Avy amin'ny fiovaovan'ny toetr'andro, ny fivelaran'ny tanàndehibe, ny fitomboan'ny mponina ary ny fivoaran'ny vidin'ny solika no mahatonga ny tsy fanjariana ara-tsakafo.

29 Jolay 2019