Tantara misongadina tamin'ny Janoary 2009
Tantara tamin'ny Janoary, 2009
Costa Rica: Nampihitsoka ny olom-pirenena sy ny mpitsidika ny Horohorontany 6.2
Nipaka tao am-pon'ny Costa Rica ny Horohoron-tany 6.2, izay nanana ivo-kotroka (epicentre) 35Km fotsiny tao Vara Blanca. Miala amin'ny renivohitry San Jose. Tao amin'ny lemaka afovoany, dia nahitana fahavakisana sy entana ravarava niparitaka eny amin'ny talatalana, na dia izany aza, dia ny toe-javatra manakaiky ny ivo-kotroka no tena lasibatra, tahaka izany koa ireo tendrombohitra an-dafin-toerana nianjera ary ireo fihotsahan'ny tany noho ny dibo-drano. Azo fantarina aloha ny mety iharan'ny loza, fa hatreto kosa dia 3 no voamarina fa maty.
Taiwan: Boky, mpanoratra ary ampahan-tsary
Isaky ny alahady ao amin’ny gazety China Times (中國時報) any Taiwan, betsaka ny mpamaky miandry ny pejy roa manome tatitra fohy momba ny boky. Isaky ny faran’ny taona, ireo tonian-dahatsoratra dia milaza ireo nofinidiny ho “Bokin’ny taona” (開卷好書獎), ny boky sinoa tsara indrindra navoaka tany Taiwan tamin’iny taona iny. Nanomboka...
Sina: Mbola mba misaintsaina ireo ‘zazakely tratry ny vato any anatin'ny voa’ ve ny governemanta?
Voafafa tsikelikely niaraka tamin'ny fikatonam-baravaran'ny orinasa Sanlu ny fampitam-baovao momba ny trangan'ny ronono voapozina tany Sina. Tamin'ny Desambra 2008, nanambara ny tetika iaingàna ho fanonerana izany ny governemanta Sinoa, na izany aza anefa, fahadisoam-panantenana ho an'ny maro tamin'ireo tra-doza no nisy. Ary araka ny tatitry ny gazety mpiseho ao Hong...
isiraely: Fa aiza i Mahmoud al-Zahar?
Loharanom-baovao Palestiniana iray no voatsonga tao amin'ny Sunday (alahady) raha nilaza fa naratra nandritra ny andro farany nanaovan'ny Isiraeliana fanafihana tany Gaza ny Loholona ambony ao amin'ny Hamas Atoa Mahmoud Zahar. Nolazain'ny gazety fa nalefa haingana tany Kairo ny tenany mandra-pahatongan'ny ekipana mpitsabo tany aminn'y toerana misy azy. Tsy nisy...
Madagasikara: Miverina mba handatsa noho ny rotaka ny tantara!
Tena azo itokisana fa tsy avy amin'ny polisy io tovolahy kely io. Ahitanao setroka haintrano ao ambadik'ilay tovolahy. (Sary nalain'i Maika Razafindranbeza ao amin'ny takelaka Facebook) Samy lasan'eritreritra amin'ny fivadihan'ny toe-draharaha teto madagasikara ho lasa fandrobana, fanjakan'ny Baroa ary ny fahabangan'ny fahefana ny mpikambana ao amin'ny Yahoo! forum; Ahoana no...
Madagasikara: fitadiavam-bolan'ankizy
Green Boy sarin'i Patrick Lahatsary roa roa avy aty Madagasikara no maneho antsika ny fikaratahan'ny ankizy mikarokaroka sy mamoron-javatra ary fahasahiana kely mba hihoirany eo amin'ny fiainana. Voalohany amin'izany i Toky izay mampiasa kapoaka sy fitaovana hafa efa nampiasaina hanaovana fiara kapoaka, ny iray hafa indray mampiseho an'i Green Boy,...
Madagasikara: Rivodoza nandravarava nanome lalana ny tadiom-politika
Nivoaka ihany nony farany ny antontan'isan'ny fahapotehana nateraky ny rivodoza Fanele rehefa avy nandalo andro vitsivitsy teto Madagasikara. Nisidina tany amin'iray amin'ny faritra nandalovan'izany rivodoza izany ny filoha Ravalomanana hijery ny haben'ny fahavoazana. Tadiom-panomezam-baovaon'olo-tsotra Raha mbola tsy manana vohikala ho azy ny BGNRC (sampan-draharaha misahana ny fikarakarana raha misy ny...
Bolivia: Mifampitana @ Tazo Dengy
Nandrava ny fambolena sy ny tranon'olo-tsotra noho ny fiakaran'ny rano ny fiavian'ny orana any amin'ny faritra atsinanan'i Bolivia. Etsy ankilan'izany dia mamorona toeram-pitomboan'ny moka mpampiely ny tazon'ny dengue io orana io. Ao anatin'ny fambaran'aretina ny aretin'andoha ny hozatra ary ny ratsam-batana. Fa misy ihany koa ny soritr'aretina izay henjakenjana kokoa...
Shina: Vitanao ve ry Obama?
Nahavita ny fianianany amin'ny mahafiloha Afrikana Amerikana azy voalohany, sy ao anatin'ny fitiavan'ny vahoaka azy indrindra i Obama. Nahavory vahoaka hatramin'ny 2.000.000 moa ny fametrahana azy amin'ny toerany ary tapatapaky ny firefodrefotry ny tehaka sy ny hora-pihobiana tsindraindray eny ny kabariny. Mireondreona avy amin'ny mpanatrika mangoro-potsy ny antsoantso miady rima...
Bolongana Afrikana voafantina ho @ Bloggies 2009
Nisokatra tamin'ny voalohany volana janoary ary nikatona tamin'ny 19 janoary teo ny fifantenana fahasivy ny loka fanolotra isan-taona: The 2009 Bloggies. Araka ny nolazain'ny vohikala mampanao ny fifaninanana dia ny Bloggies no fifaninanana lavitr'ezaka indrindra amin'ny resaka Web, ary anjaran'ny mpamaky ny bolongana avokoa no mifantina sy mifidy izay hiatrika...