Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Desambra, 2020

Tantara tamin'ny Desambra, 2020

Salvadôriana 1 amin'ny 10 no tratry ny aretina mitaiza ny voa (MRC), ka isan'ireny ny ankizy

Maro dia maro ny olona erantany, sy ao Salvador, no tratry ny aretina mitaiza mahazo ny voa (MRC) noho izy ireo ianjadian'ny vokatra simika fampiasa amin'ny fambolena ary ny tsy fahampian-drano.

Ho ampy handrisihana an-dry zareo Tseky hanao vaksiny COVID ve ny tononkalo?

Nandefa fanentanana iray vaovao ny governemanta tseky mba handresena ny tahotra sy ireo ahiahin'ny vahoakany momba ny fanaovana vaksiny

Na inon-kidona, na inon-kihatra, isisihan'i Alpha Condé ny tsy maintsy hahazoana fepotoam-piasàna fanintelony

Nahavita naka fepotoam-pitondrana fanintelony indray ny filoha gineàna Alpha Condé rehefa nanao an-tery ny fanitsiana lalampanorenana, fandresena azony tamin'ny fifidianana nokianin'ny mpanohitra sy ireo fikambanana iraisampirenena mafy tokoa

Lasa mpirafy ve i Beijing sy Carrie Lam avy ao Hong Kong?

Nikomy tamin'i Carrie Lam, lehiben'ny mpantanteraka, ny ankolafy mpomba an'i Beijing tao Hong Kong, tamin'ny fampiasàna ho antony ny tsy nahavitàn'ny tanàna nifehy ny fiparitahan'ilay valanaretina COVID-19.

Vaovao farany Lingua volana Oktobra 2020

Manolotra ny vaovao mikasika ny Lingua volana Oktobra 2020 ny mpitantana ny Lingua.

Global Voices ao amin'ny The Economist

(Lahatsoratra taona 2010) Noho ny fandaminana manokana dia mandefa lahatsoratra tsindraindray ao amin'ny bilaogin'ny The Economist  Babbage momba ny teknolojia ny mpanoratra Global Voices manerantany. Tsy mitovy amin'ireo lahatsoratra mahazatra ao amin'ny Global Voices ireo lahatsoratra satria matetika no misy famakafakana bebe kokoa ary tsy mifantoka betsaka amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra. Ary...

Fomba 4 hanohanana ny Global Voices (sy irariantsoa taombaovao!)

Raha mamaky ity ianao inoana fa sakaizan'ny Global Voices izay mino ny iraka ataonay hilaza izay tsy heno any amin'ny fampitam-baovao lehibe mahazatra, sy amin'ny fiarovana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahazoana miditra malalaka amin'ny fampahalalam-baovao an-jotra. Tianay ny haka fotoana hisaorana anao sy fomba hafa hanampianao anay.

Nahatratra ny ‘kanji-n'ny taona’ ny COVID-19

密 (mitsu), amin'ny tranga sasany, dia midika hoe "mikatona, feno olona, na mirindrina."

Taratasim-baovao RV: Jery todika ny fivoriana an-tserasera Natives in Tech 2020

Manome ny rohy mifandraika amin'ny fampidirana nomerika ny taratasim-baovao Rising Voices, ao anatin'izany ny fidirana sy ny fampiasana ny fitaovana nomerika sy ny fomba samihafa ahafahan'ny vondrom-piarahamonina mandray anjara feno anjotra ihany koa.

Olompirenena very hevitra, manangona sonia hitakiana amin'ireo manampahefana ao Timor-Leste hampitsahatra ny famerenana indray ilay lalàna momba ny fanalàm-baràka

"Natao hiaro ireo eo amin'ny fitondràna tsy hiharan'ny tsikera rehefa manao kolikoly ry zareo na heloka hafa io tolodalàna io."