· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Septambra, 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain

  17 Septambra 2017

Nifarana tamin'ny fanamarihana mampalahelo tao Bahrain ny herinandro, noho ny loza nahazo ireo olona an-jatony izay namoy havana sy namana akaiky raha nilentika tao amin'ny reniranon'ny Fanjakana ny sambo iray tamin'ny Alakamisy.

Libanona: Lohahevitra Maro Anaty Fehezana Iray

  17 Septambra 2017

Mahita aho fa na dia manaiky aza ny olona tsirairay hoe manahirana ny zava-drehetra ary miaina izany avokoa na aiza na aiza toerana aleha, raha ny marina dia tsapa fa tsy mitovy mihitsy ny fomba fijerin'ny olona ny "tena antony mahatonga" ny fifandirana.

Akom-baovao Tao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Toniziana

  16 Septambra 2017

Nanoratra momba ny fahazoan'ny TECOM ao Dubai ny 35 % ny tsena amin'ny Telecom Tonizia, mpandraharaha mpanao ampihimamba ny telefonina tsy mihetsika (fixe) ao Tonizia izay voalaza fa mifehy ny 72% ny tsenan'ny finday ao amin'ny firenena ihany koa ny  Mochekes (FR), MMM, Tom (FR), Kaaboura ary Adib (FR).

Etazonia: Manahy Amin'ny Fifandraisan'i Armenia Sy Iràna

  13 Septambra 2017

Na any aminà “firenena kely” iray aza, mba te-hiaina finaritra ny olona, saingy noho ireo tsindry iraisam-pirenena rehetra mianjady ....tsy misy azontsika atao, afa-tsy ny mijery ny firenentsika hozongozonina miankavia miankavanana... raha tsy hoe misy zavatra tokony hatao angaha?