· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Septambra, 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain (03/2006)

  24 Septambra 2017

Mibahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Bahrainita tamin'ity herinandro ity ny kolontsaina sy ny zava-kanto, na dia teo aza ny hetsika fandraisana anjara amin'ny Bahrain International Circuit, izay nampiantranoin'ny fanjakana ny Bahrain Grand Prix tamin'ny 12 Martsa.

Ny Herinandro Tao Bahrain (03/12/06)

  22 Septambra 2017

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2006) Vao avy nahavitra indrindra ny fihodinana tamin'io fifidianana roa, Parlemantera sy Monisipaly, nataony i Bahrain, izay nahitàna parlemanta islamista tohanan'ny governemantan'ny maro an'isa. Ho an'i Mahmood Al Yousif, kandidà ‘liberaly’ toaka monja no tafita ho ao amin'ny parlemanta. “Tsy ny rehetra ankoatra ilay kandidà...

Ny Herinandro Tao Bahrain (04/06/06)

  21 Septambra 2017

Tsenan'ny aterineto: Na ianao mandray, na ianao miala, izay ilay tolotra, indrindra fa ilay orinasa irery ihany no manao ampihimamba ny tsenan'ny aterineto eto an-toerana.

Fifindramonina, Fialokalofana sy Tanindrazana!

  21 Septambra 2017

Nanomboka tamin'ny revolisiona 1979, Iraniana an-tapitrisany no nandao an'i Iran noho ny antony isan-karazany ary nanomboka fiainam-baovao hafa tany amin'ity planeta ity. Bilaogera maro avy amin'ny anjerimanontolo no nizara ny antony nandaozan'izy ireo ny firenena.