Damaskosy : Ny fandravana ilay tanàna tranainy
(Marihana fa efa tamin'ny volana Aprily taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mirehareha ho tanàna tranainy indrindra manerantany tsy tapaka mponina i Damaskosy. Nanomboka 8000 taona talohan'ny androntsika ny tantaran'i Damaskosy. Mamintina vanimpotoan-tantara avokoa ny zoron'arabe tranainy ao aminy. Ilay tanàna nifahatra nanoloatra ny zava-drehetra, hatramin'ny horohorontany ka hatramin'ny fanafihana tanatin'ny iray alina taona ka mandraka ankehitriny rahonan'ny nandritra ny folo taona dia mihorohoro noho ny fandrahonana … modernisma!
Sasa avy ao amin'ny tranokalan'ny Syria News Wire nanangona lahatsoratra maromaro momba ny toe-draharahan'ny tanàna tranainy tao Damaskosy, amin'ny ezaka famerenana amin'ny laoniny sy ny fikojakojana.
Ny Fizarana voalohany amin'ny andiany dia natokana tamin'ny tetikasam-pandravana, tamin'ny herintaona, ilay fokontany manantantara ao Al-Amara mba hanitarana ny lalana manaraka ny tandavan'ny mandan'ny tanàna. Niteraka fahatezerana teo amin'ny Syriana ny tetikasa ary nisy hetsi-panoherana natao manerana ny firenena mandra-pahatongan'ny fotoana nanesorana ny tetikasa.
Shopkeepers were furious at the plans, a Facebook and Blogger campaign was launched. That led to a petition. And eventually journalists got wind of the proposals and it made the international news. Then the bombshell – just months before Damascus began its year as Arab Capital of Culture, UNESCO threatened to withdraw Damascus's World Heritage Site status unless more is done to protect the Old City.
Vinitra tamin'ny tetikasa ireo mpivarotra, nisy fanentanana nandeha tao amin'ny Facebook sy ny sehatra famahanam-blaogy Blogger. Nitarika fanangonan-tsonia ny fanentanana. Taty aoriandriana nahare siosio tamin'ny volavola ny mpanao gazety ka nanjary raharaha iraisampirenena izany. Avy eo, nipoaka ny baomba: volana vitsivitsy talohan'ny nahalasa an'i Damaskosy ho Renivohitry ny Kolontsaina Arabo nandritra ny herintaona, nandrahona ny hanala an'i Damaskosy tranainy amin'ny Vakoka Manerantany ny UNESCO raha tsy manao zavatra bebe kokoa hiarovana ny tanàna tranainy.
Bab al-Faradis, al-Amara, Damaskosy
Ny fizarana faharoa indray natokana ho amin'ny asam-panavaozana ny lalana Medhat Pasha (adika ara-bakinteny hoe lalana “antsoina imahitsy”), lava indrindra sady iray amin'ny ela indrindra ao Damaskosy tranainy. Manaiky ny tsy maintsy hanaovana ny asa i Sasa satria efa ela no simba ny lalana fa malahelo amin'ny nampandamoka ny fifandaminana sy ny fanoloana tsy nisy fanavahana ny ampahany lehibe ara-kolontsaina amin'ny tsena taloha, tahaka ny tafo vita amin'ny vifotsy naorina nandritra ny vanim-potoana Ottoman, izay manana dikany manokana:
The tin roofs over Medhat Pasha and Souq Al-Hamidiyeh date from the Ottoman refurbishment of the main Souqs. During the insurgency against the French occupation, they were punctured by gunfire. And they've remained that way for almost one hundred years. The shafts of sunlight which pierce into the dark souqs are blindingly beautiful, and a daily reminder of Syria's struggle for independence.
But the centuries-old black Medhat Pasha roof, which was decorated by history, has been replaced by a new white one.
Tamin'ny andro nanavaozan'ny Ottoman ireo Souks (tsena) lehibe no nametahana ireo tafo vita amin'ny vifotsy ambonin'ny Medhat Pasha sy ny souk Al-Hamidiyeh. Lavadavaky ny bala ny tafo nandritra ny fitroarana nanoherana ny fananiham-bohitra frantsay. Ary tavela ho izany ireo tao anatin'ny zato taona latsaka kely. Nahafinaritra aoka izany ny nahita ny tara-masoandro nandavaka ny aizin'ny souks tamin'izany, ary fampahatsiahivana isan'andro tamin'ny tolon'i Syria ho amin'ny fahaleovantenany. Fa ny tafo maintin'i Medhat Pasha, noravahan'ny Tantara moa, dia nosoloina tafo fotsy vaovao.
Ny lalana Medhat Pasha tamin'ny tafo vifotsy mainty
Ny fizarana fahatelo indray mitondra antsika ho any amin'ny vohitra fahagolan'i Saroujah, izay efa nandalovana fanamboarana andiam-panorenana tsy misy fanahy. Nahantona ny tetikasa handamaka izy sisa tavela tamin'ilay vohitra fahagola. Mbola mihantona ny fanapahan-kevitra hanohizana na tsia, hoy i Sasa nanoratra:
But recently, the organisation which looks after the Old City – and works well with the European Union to do it – has taken over responsibility for Saroujah. So is a change in Saroujah's fortunes in store?
In the past few months, they have re-paved part of the area (with far less inconvenience than in Medhat Pasha).
So does this mean destruction is no longer on the cards?
Documents released by the Old City modernisation authorities show that they are going to make a decision on the future of Saroujah by the end of this year.
Fa vao haingana izay ny fifandaminana miandraikitra ny Tanàna Tranainy — sady miasa tsara miaraka amin'ny Vondrona Eoropeana amin'ny fanaovana izany — no nanapa-kevitra hiandraikitra an'i Saroujah. Eny an-dalana ve izany ny fiovana ho an'i Saroujah?
Tao anatin'ny volana vitsivitsy izay ry zareo nandrarivato ny ampahany sasany amin'ny vohitra (tsy dia nisy fanelingelenana loatra toy ny tany Medhat Pasha). Midika ve izany fa tsy ampiharina intsony ny fandravana ? Dosie navoakan'ny fahefana misahana ny hahamaoderina ny Tanàna Tranainy no manondro fa amin'ny faran'ny taona no handraisana fanapahan-kevitra amin'ny hoavin'i Saroujah.
Raha mamahatra amin'ny Tanàna Tranainy ny kolontsaim-barotra, hita fa ny fomba tokana hanavotana azy dia ny ezaky ny firaisamonim-pirenena, ary efa nahombiazana tamin'ny fanavotana an'i al-Amara tamin'ny tetikasa tsy manjary izy. Angamba amin'izay fotoana izay di hisy fanantenana ihany eny amin'ny faran'ny lozoka (tonelina).
Sary navoaka nomen'i Sasa alalana.
Tantaran'ny Syria farany
-
24 Aogositra 2020Jordania
Jordania : Tsy ny voninahitra no ho atao anton'ny heloka
Atombohy ny resaka
Sokajy
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 25 Lahatsoratra
- Desambra 2020 44 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...