Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Mey, 2008
Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube
Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe...
Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey
Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.
Zimbaboe : Nisy nanodikodina ve ny Gazety iray fehezin'ny fitondrana ?
My Zimbabwe today no manontany tena raha nisy nanodikodina ny vohikalan'ny gazety Herald any Zimbaboe : The Herald newspaper's website has been down since it was hacked over the weekend....
Oganda : Famehezam-bava ireo mpanao gazety
Moses Sserwanga no mizara izay fijeriny rohy mampitohy ny fahafahan'ireo mpanao gazety sy ny demokrasia any Oganda : At Daily Monitor, no less than 10 journalists including senior editors are...
Rosia: George Watts sy Dmitry Medvedev
Robert Mackey no manoratra ao amin'ny the New York Times’ The Lede momba “ny ‘Feon'i Rosia Ankehitriny'” – sy ny feon'ny filoha Dmitry Medvedev nandritra ny lanonam-panokafana: “[…] George Watts,...
Libanona: Foibe TV hitsangana voaroba
“Nitomany araka izay tratry ny heriko aho raha nandre fa tandindonin-doza ny tanàna ravan'i(vohitra haolo) Baalbek. Tsy mampivarahontsana ihany fa mahatsiravina ihany koa, toa hoe potika tanteraka avokoa ny tahirin-kevitra,...
Korea:Ny fitsidihan'ny filoha Koreana an'i Etazonia sy ny mpampita vaovao
Natao tamin’ny Aprily teo tany Washington ny fihaonana an-tampony voalohany teo amin’i Amerika sy Korea Atsimo hatramin’ny nahavitan’ny fifidianana filoham-pirenena koreana. Nisarika ny sain’ireo mponin’ny aterineto ity fitsidihan’ny Filoha Lee...
Barbada : Fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety
Bajan Global Report dia mizara izay heviny mikasika ny adihevitra mikasika ny fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety : Jewel Forde believed that blogs should be policed....
Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez
Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana...
Brezila: Famonoan-jaza ataon'ny fampahalalam-baovao fampisehoana
Maty tao anatin’ny toe-javatra tsy dia mazava loatra ny zazavavy iray. Ny rainy sy ny renikeliny avy hatrany no voalohany ahiahian’ny haino aman-jery sy ny hevitry ny olona amin’ny ankapobeny, saingy mbola andalana ny fanadihadiana ofisialy. Mba mety ve ny mampino mponina mahatratra 160 000 000 heloka famonoana ny zanany vavy alohan’ny fivoahan’ny didim-pitsarana amin’ity raharaha ity? Fa inona daholo ny resaka manodidina sy ambadik’ity raharaha ity ? miresaka momba izany ny tontolom-bolongana breziliana.