· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Febroary, 2018

Migadona Ao Taiwan Ny Big Issue

  28 Febroary 2018

Taiwan no firenena faha-9 mamoaka Ny Big Issue. Ankoatra ny resaka fototra ao, mamatsy hevitra hahafahan'ny olom-pirenena manampy ny sahirana ihany koa izy. Kanefa tsy mitovy amin'ny fanomezana, fa mampandray andraikitra ireo sahirana sy mampahaleo tena azy ireo koa

Shina: Mpanao Bilaogin-dahatsary Nanampy Ankizy Miasa Hiverina An-Tsekoly

  24 Febroary 2018

Xu Alun, mpanao bilaogin-dahatsary mamerimberina fa "Ny marina no fahefana", nampiseho tantara mampihetsimpo an'ny ankizy telo mpitatitra arintany ao Biji, tanàna kely ao Atsimon'ny Shina, miaraka amin'ny fisoloana vava mandeha tsara eo amin'ny aterineto an'ny vondrona QQ, nitady hivezivezy eo anivon'ny mponina ny tantara, namoha ny fanahian'ny vahoaka.