· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Desambra, 2017

Tantaram-pahombiazana Ho An'ny RSF

  29 Desambra 2017

Niresadresaka fohy niaraka tamin'i Julien Pain ao amin'ny Internet Freedom Desk ao amin'ny Reporters Sans Frontières aho tamin'ity maraina ity. Miasa hanome torolàlana ireo bilaogera sy ireo mpanohitra ao amin'ny aterineto izy........

R.D. Kôngô: Resadresaka Niarahana Tamin'ny Bilaogera Tony Katombe

  23 Desambra 2017

Bilaogera avy ao amin'ny R.D. Kôngô i Anthony Mica Katombe (Hafohezina ho Tony) izay ''handray 39 taona amin'ny 13 Aprily''. Manana maripahaizana momba ny teny Anglisy sy ny Fandalinana ny Kolontsaina Afrikana avy aminà Anjerimanontolo Kôngôley izy. Ny marain'ny resakay tamin'ny messenger, voahodidinà lehilahy mitam-basy ny tanàna niaviany tao Kinshasa.