· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Novambra, 2007

Kôngô (RDK) : Resadresaka niaraka tamin’i Cédric Kalonji nahazo ny lokan’ny bolongana miteny frantsay tsara indrindra

  28 Novambra 2007

Bolongana (blaogy) vitsy mpamaky lasa tsy zoviana avy eo. Ny fahazoana loka ho an’ny famahanam-bolongana no manampy be dia be ho amin’izany na farafaharatsiny mampizotra ho amin’izany laza izany. Nanaraka akaiky ity fifidianana bolongana tao amin’ny Deutsche Welle’s Best of Blogs awards (fantatra kokoa amin’ny anarana hoe ‘the BoBs’) ity ny...

Iran : Ny Miaramila Amerikana sy ny ankizy

  27 Novambra 2007

Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana na oviana ny sary toy izao. Tsy lavina hoy Razeno ho fanampiny, fa tantara matroka no sarihin'ny ady, anefa tsindraindray dia mba ahitana...

Afrika : Fikarohana momba an'i Afrika ao amin'ny « New-York Times »

11 Novambra 2007

Manontany ny blaogy Africa Flak raha mba mahay mikorana koa ny mponina any Afrika ? : « Using a simple search method at the New York Times, the terms “AIDS” + “Africa” brought back 250 stories published in the past year. What I didn’t say was that searching the terms...