Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Aogositra, 2008
Ejypta : Olo-manga arabo telo no nodimandry
Very olo-manga teo amin'ny lafiny kolotsaina telo be izao ny tontolo Arabo tao anatin'ny iray volana ; dia i Dr Abdel Wahab El Miseiri, filozofy sy ilay mpamokatra sarimihetsika Youssef...
Guyana : Hopitaly nirehitra
Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity … Ny lahatsoratra...
Japàna: Te-hanakatona ny vohikalany ve Mainichi?
Vaovao fhafa indray momba ny raharaha nampikorataba tany Japana momba ny WaiWai ( tsaho nalaza fa mpihaza ankizy ny Japoney sasany any Amerika Latina mba hohaniny), nisy vaovao [ja] nampiakatra ny...
Tanjona maitso: Gazety mikatona fa hiala sasatra
João Branco [pt] no miresaka momba ny fanapahan-kevitry ny gazety iray milaza fa hikatona iray volana mba hanao vakansy. “Taloha moa notadiavina hatrany ny fialantsiny tahaka ny hoe fahatapahan'ny herinanratra...
Ekoatera : ny fampiasana ny fampahalalam-baovao mandritra ny fampielezan-kevitra amin'ny fitsapan-kevi-bahoaka
Miaramila tamin'ny fankalazana ny fahaleovan-tena tao Kito. Sary tao amin'ny Presidencia de la Republica, ary ampiasaina miaraka amin'ny fepetran'ny Creative Commons. Andro tsy hiasana ny faha-10 Aogositra any Ekoatera, natao...
Shina: Ankizivavy tonga lafatra tamin'ny fanokafana ny lalao olaimpika?
Nadikan'ny China Digital Times ho amin'ny teny angilisy ny resadresaka nifanaovany tamin'i Chen Qigang, mpandrindra ankapobeny ny hira nandritra ny fotoam-panokafana ny lalao olaimpika, ary nanambaran'ity farany fa feon'ankizy hafa...
Brezila: Mananontanona ny ady an-trano noho ny tanin'ny Indizeny
Raha mankalaza ny andron'ny vahoaka indizeny izao tontolo izao amin'ity andron'ny Vahoaka indizeny ity, dia mananontanona kosa ny ady antrano noho ny adintany mitranga any Brezila.
Seribia: Afangaron'ny CNN i Budapest sy i Belgrade
Balkan File no nilaza fa “nampifamadihan'ny CNN ho ny sary ny filazalazana ny rotaka nitranga tany Budapest, Haongiria, ny rotaka nitranga tany Belgrade”: “ny fanehoankevitra an-tserasera moa no nanambara fa angamba te-hampiseho...