Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jona, 2010
Jamaika: ‘Dudus’ eo ambany fanaraha-maso
Nivoaka omaly ny vaovao fa voasambotra ihany ilay lehilahy nokarohina hatramin'ny tany Jamaika, Christopher ‘Dudus’ Coke – ny fandefasana azy any Etazonia izay mbola andrasana, hiatrika ny fiampangana azy amin'ny...
Ejipta: Homboy i Scheherazade
Voatsipaka ambavafo ny fahalalahana miteny ao Ejipta. Ao anatina andiana fanenjehana manoratra, Scheherazade ao amin'ny Alina 1001 Nights ankehitriny dia voapanga ho miresa-betaveta ka misy ireo mpahay lalàana maniry ny hahafatesany - ao anatin'ny antson'izy ireo hanàkana ilay boky!