Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jolay, 2019
Boky vao navoaka, manolotra ireo endrika zara raha nanaovana fikarohana momba ny tetezamita politika sy ny fampahalalam-baovao ao Myanmar
"Nefa araka ny voamarik'ireo maro nandray anjara, na nisokatra aza ny habaky ny fanehoankevitra, tsy nihena ny fampitahorana atao amin'ireo mpanao gazety sy mpikatroka."