Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jolay, 2022
Ankizilahy kely Aostraliana 14 taona mitarika masoivohom-baovao an-tserasera
"Ry namana, vao hitako izao ny fandaharanao fa tena nahafinaritra tokoa! Nanandrana nanao izany aho fony mbola kely fa saingy tsy nahavita ny maha-matihanina anao."
Tatitra Unfreedom Monitor: Brezila
Anaty tati-pikarohan'ny Advox ankehitriny ny tsirefesimandidy ankihin'i Brezila. Vakio ny tsonga ary trohy ny pdf feno.
Nahoana no misy idiran'ny resaka tombony amin'ny visa ny fahalalahan-gazety
Tsy ilaina amin'ny asa maha-mpanao gazety izany afa-mandao ny firenenao izany — na aiza izy ireo no monina na aiza.
Mandà hatrany ny Fandripahana tao Račak/Reçak ny manampahefana Rosiana sy Serba
Nandà ny vono olona tany Račak/Reçak tamin'ny taona 1999 tany Kosovo ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Rosiana Sergey Lavrov, nandritra ny resadresaka nifanaovana tamin'ny masoivohom-baovaom-panjakana Rosiana Sputnik izay navoakan'ny fampahalalam-baovao Serba.
Jamaika “Tia Miravoravo”, nandositra ny fihibohana napetraky ny fanjakana ilay marary nitondra ny nendran-gidro tao aminy
Nilaza tamin'ireo tomponandraikitry ny fahasalamana ilay marary fa handeha hihiboka any an-tranony izy satria lalina loatra ny alahelon-janany vavy azy noho izy tsy eo anilany.
Maneho fihetseham-po fifidianana amin'ny alalan'ny sary-sy-soratra (meme) ny Kolombiana
Ireto sary-sy-soratra sy sariitatra malaza anankifito ireto no manoma fahalalàna manokana amin'ny hevitry ny vahoaka ao Kolombia momba ny fandresena manantantaran'ny hery politika ankavia.
Tranokalam-baovao roa nobahanan'i Torkia
Nosakanan'ny Filankevitra Ambonin'ny Radio sy Televiziona (RTÜK) ao Tiorkia tamin'ny 30 Jona ny fidirana amin'ny tranonkalan'ny Voice of America (VoA) amin'ny teny Tiorka sy ny DW amin'ny teny Tiorka rehefa tsy nety hanao fangatahana fahazoan-dalana hampiely (vaovao) ry zareo.