Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Avrily, 2011
Iraka: Mbola Velona ve i Saddam?
Naparitak'i Saddam Hussein eran'ny valan-tserasera, tamin'ny alalan'ny fitaovana fandraisam-peo izay milaza fa mbola velona ny mpanao didy jadona Irakiana fa ilay olona mitovy be aminy Mikhail no any tokana notapahan-doha tamin'ny 30...
Koety: Sit-in ho Fanovana ny Anarana “Làlana Fanaovan-gazety” Amin'ny Anaran'i Al-Saleh
Mikasa ny hanao sit-in androany alina (27aprily) ireo mpanao gazety Koety mba hitaky ny fanovana ny anarana ” Làlana Fanaovan-gazety” amin'ny anaran'i Mohammed Mousaed Al-Saleh, iray amin'ireo Koesiana mpanentana politika...
Hongria: Ady no niafaran'ny fihenjanana teo amin'ny Hongroà sy ny Rôma Tao Gyöngyöspata
Halina, olona efatra no naratra nandritra ny fifanandrinana teo amin'ny foko Hongroà mpikambana ao amin'ny vondrona farany ankavanana Véderő sy ny fokonolona Rôma ao Gyöngyöspata. Mifanohitra be ihany ny voalzan'ny haino aman-jery Hongroà ny amin'izay nahatonga ny ady - samy mandà ny ho tompon'andraikitra nahatonga ny fifandonana ny fokonolona roa tonta.
Ejipta: Nampianatra Antsika Ny Fomba Hikomiana i Gene Sharp!
Ny Febroary lasa teo, Sheryl Stolberg ao amin'ny The New York Times dia nanoratra lahatsoratra momba ilay mpampianatra siansa politika, Gene Sharp, izay nolazainy fa ny hevitr'io mpampianatra io no nitarika nofinofim-pitakiam-piovàna Ejiptiana, tahaka ireo fikomiana maro hafa tany amin'ny faritra.Namaly izany filazana izany ireo mpampiasa aterineto Ejiptiana miaraka amin'ny tenifototra ao amin'ny Twitter.
Azia Afovoany: “Cyber Chaikhana,” Boky Nosoratan'Ireo Mpitoraka Bilaogy
"Cyber Chaikhana" dia tetikasam-boky iray mikasika ireo mpitoraka bilaogy any Azia Afovoany sy ny fomba fahitàn'izy ireny ny any amin'ny faritra, ny kolotsaina sy ny fianana andavanandro. Natontan'i Christopher Schwartz sy navoakan'i HIVOS, ilay boky dia fantina an'ireo fitantarana nosoratan'ireo mpitoraka bilaogy ao amin'ny NewEurasia.net, ilay tambajotra fitorahana bilaogy ao Azia Afovoany. Ny tanjon'ilay tetikasa dia ny sady hahazo mpamaky betsaka na ao Azia Afovoany (miteny Rosiana), na manerantany
Azia Afovoany: Hevitra sy zava-baovaon'ny BarCamp
BarCamp ao Azia Afovoany, valandresaka tsy miresa-barotra faha-efatra ho an'ireo za-draharaha amin'ny valan-tserasera no natao tao Almaty, Kazakhstan, ny 15-17 Aprily 2011, ka nahavory ireo mpanao gazety, bilaogera, manam-pahaizana manokana momba...
Madagasikara: Endrika sy habe samihafan'ny sivana
Ny mpamaham-bolongana Achille52 no mamahavaha ny zavamisy iainan'ny fampahalalam-baovao sy ny fahalalaham-pitenenana eto Madagasikara (fr), izay amoahany amin'ny antsipiriany ny fomba anelingelenana isankarazany ny mpamaham-bolongana (izay efa nohazavain'ny tatitry ny Amnesty International...
Kenya : Tanora tia mampita-vaovao ao ambani-tanàna ao Kibera
Vonona hampiseho endrika hafa sy miavaka ny tanàna onenany ireo tanora Kibera, ao Kenya, izay malaza ho ambani-tanàna lehibe indrindra ao Afrika. Miaraka amin'ny fankatsary enti-tanana, nitety ny arabe izy...
Ejipta: Adihevitra izay anjara toeran'ny Media amin'ny fisamborana bilaogeranoina
Tamin'ny 31 Marsa, nandefa izao siokantsera manaraka izao ny mpanao gazety sady bilaogera Sarah Carr manontany ny raharaha Maikel Nabil Sanad amin'ny fitsarana miaramila. Ny bilaogera Nabil moa dia nosamborina...
Resadresaka nifanaovana tamin'i Andy Carvin
Ho an'ny mpiserasera twitter 40 000 sy ireo mpikaroka vaovao avy amin'ny loharanom-baovao misy eo an-toerana izay tsy mitsaha-mitombo dia i Andy Carvin no fijanonana voalohany ao amin'ny twitter raha...