· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Avrily, 2008

Siria:Vaovao mipoapoaka momba ny niokleary

Omaly, Ny CIA dia namoaka vaovao momba ilay tondroina ho foto-drafitrasa (reacteur) niokleary Siriana naorin’ny Koreana tavaratra. Nitalakotrokotroka ny fivoak’izany tamin’ireo fampahalalam-baovao samihafa. Ny tantara dia nanomboka tamin’ilay fanafihana an’habakabaka...

27 Avrily 2008

Shina : vohikala tsy ara-dalàna

Tsikaritry ny mpamahana ny “soratra tsy miforitra” fa tsy voasoratra ara-dalàna araka ny takian'ny Minisiteran'ny orinasa fampahalalam-baovao ny anti-cnn.com [zh]. Misoratra amin'ny anaran'i Jim avy ao amin'ny Oniversiten'i Tsinghua ny...

22 Avrily 2008

Afrika Atsimo: Loka webby

“Nahazo ny lokam-pankasitrahana Webby mifanila amin'i (CNN, CBS News, The New Yorker, CNBC, The New York Times, TIME ary ny the Observer Media Group) i Thought Leader (mpitari-tsaina). Mametraka ny...

22 Avrily 2008

Egypta:Olona tsy hita nanjavonana

Mety efa henonao ny momba ny fitokonana tamin'ny 6 Aprily nitranga teto Egypta, sy i Esraa Abdelfattah, mpamorona ny hetsika Facebook Group nosamborina ary avy eo nambara fa tsy hita...

22 Avrily 2008