Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2021

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Mey, 2021

Fahatsiarovana an'i Aimé Césaire

(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008)  Sary avy amin'ny mpisera Flickr Caboindex  nampiasana lisansa Creative Commons Maty tamin'ny 17 aprily 2008 teo amin'ny faha-94 taonany i Aimé Césaire, poeta, Martinikey, mpanao politika ary Karaibeana mafana fo. Matetika tsy dia mahay miaraka firy loatra ny politika sy ny tononkalo kanefa manome tany...

Naaton'ny fanjakana ao Angola ny fandaharan'ny TV Record

Nanamafy ny Minisiteran'ny Serasera fa nampiato ilay orinasam-pahitalavitra Breziliana izy noho ny antony maha-"tsy teratany" ny tale mpanatanteraka, ary nilaza fa tsy nahazo fankatoavana ara-dalàna ireo mpanao gazety vahiny.

Mifanakaiky dia akaiky ny isam-bato amin'ny fifidianana solombavambahoaka, Ho azon'ny Antokon'ny Kongresy tafala amin'ny BJP ve ny fanjakana Assam?

Nanjaka tamin'ny antenimiera mpanao lalàna ao Assam ny Kongresy Nasionaly Indianina (INC) nanomboka ny taona 1951 ka hatramin'ny 2016 rehefa nivadika ho an'ny Antoko Bharatiya Janata (BJP) an'ny praiminisitra Narendra Modi ny fifehezana.