Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Desambra, 2018
Tamin'ny fifaninanana lahatsary sy lahatsary amin'ny finday ho an'ny asa fanaovan-gazetin'olon-tsotra manerantany
Fifaninanana telo samihafa no nisokatra ho an'ireo bilaogera an-dahatsary manerana izao tontolo izao tamin'io taona 2008 io, natao manokana ho an'ny olontsotra manoratra isan'androa na amin'ny sokajy ho azy ireo. Iray ho an'ny sarimihetsika amin'ny finday, iray ho an'ny fampiroboroboana toe-javatra tianao arovana ary ny farany dia fitaterana vaovao amin'ny alàlan'ny lahatsary an-tserasera.
Ataon'ny Serba mpisera aterineto fanalana hamohamo ny fandisoam-baovaon'ny mpanohana ny governemanta

Mitatitra fandisoam-baovao ny fampahalalam-baovao ao antoerana amin'ny halalina sy velaran'ny hetsi-panoherana ny Serba mpiserasera aterineto sy manampahaizana manokana amin'ny fampitam-baovao. Ireny tatitra mivilana ireny avy eo no miteraka fironam-pihetsika malaza vetivety ao amin'ny media sosialy.
Ejipta: Olo-malaza tsy Mahay Miresaka
Nitatitra tantara roa nifanelanelana andro vitsivitsy i Bikya Masr mikasika ny hadisoan'ny olomalaza sy ny tsy fahaizany miserasera.
Fitempon'ny Tontolombolongana Saodiàna
Tena herinandro milamina ho an'ny tontolombolongana Saodiàna ny herinandron'ny 13 Aprily 2006. Na izany aza, lahatsoratra tsara marobe no mety ho hitan'ireo blaogera avy ao anatin'ny firenena, ary koa avy amin'ireo izay monina any ivelany.
Romania: Fihaonamben'ny NATO sy Fifamoivoizana ao Bucharest
"Taorian'ny nihainoako ny tatitra mahakivy momba ny fifamoivoizana maraina tamin'ny onjampeo, gaga aho raha nahita fa malalaka nóho ny andavanandro ny làlana (toy ny amin'ny Alahady mangingina)", hoy ny tatitry ny bilaogera Romanina iray momba ny fifamoivoizana ao Bucharest amin'ny andro voalohan'ny Fihaonamben'ny NATO.
Mitohy ny fihetsiketseham-panoherana herisetra ao Belgrade, raha tafavoaka velona tamin'ny fikasana hamonoana azy ilay mpanao gazety

Heverina ho nitombo indroa avy heny ny fihetsiketseham-panoherana taorian'ny fampilazana nataon'ny filoha serba fa tsy hamaly mihitsy ny fitakian'ny mpProtests are estimated to have doubled in size after Serbian president vows "never" to meet demonstrators' demands.
Areti-mifindra, Fifandonana Sy Ireo Fotsy Hoditra Mpamonjy: Ny Endrik'i Afrika Nasiana Fanovàna Araka Ny Hollywood
Miresaka ny viriosy mitovitovy amin'ny ébola ny sarimihetsika "Outbreak", nivoaka tany amin'ny trano fijerena sarimihetsika tamin'ny taona 1995. Efa niova ve ny fijerin'i Hollywood an'i Afrika?
Afghanistana: Antsafa niarahana tamin'i Baktash Siawash, bilaogera sady mpanao gazety
(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Antsafa momba ny sivana, ny fampitam-baovao ary ny bilaogy ao Afghanistana miaraka amin'ilay bilaogera sady mpanao gazety Baktash Siawash...
Nandrehitra ny fifandirana ara-poko tao Afghanistana ny vaovao faikany sy ny fanodikodinam-baovao
"Faikany ity sary nivezivezy ity raha ny marina. An'i Wakil Kohsar ny sary ary nalaina tamin'ny taona 2016, 2 taona lasa izay."
Mpanao gazety libaney miatrika fitsarana noho ny fitantarana fihoaram-pahefana lazaina fa natao tamin'ny mpiasa mpifindramonina

Notakian'ny sampandraharaha ihany koa ny hanasoniavany fampanantenana tsy hiresaka intsony momba ilay raharaha, saingy nolaviny izany.