Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Marsa, 2013
26 Marsa 2013
‘Afaka Manampy Manazava Amin'Izao Tontolo Izao Mikasika an'i Katalonia ny Global Voices’
Dinidinika niarahana tamin'i Violeta Camarasa, mpamoaka lahatsoratra amin'ny fiteny Katalana ao amin'ny Global Voices Online. Nasehon'ny Global Voices Català nandritra izay volana maro lasa izay fa manana ny traikefa hanazava amin'izao tontolo izao mikasika an'i Katalonia izy, manampy ny vaovaon'ny haino aman-jery fototra izay tsy mandraharaha ny tantara eo amin'ny...
Nesorina Tany Kenya Ny Dokambarotra Amin'ny TV Momba Ny Fimailo Taorian'ny Fitabataban'ny Mpino
Nesorina tanatin'ireo fantsom-pampitam-baovao ny fanambarana iray ho an'ny tombotsoam-bahoaka entina hampiroboroboana ny fampiasana fimailo hiadiana amin'ny fiparitahan'ny tsimokaretina VIH sy ireo aretina hafa any Kenya, taorian'ny niterahan'ity dokambarotra TV ity hatezerana teny anivon'ireo mpitarika ara-pinoana ao amin'ny firenena.
24 Marsa 2013
Fatin-kisoa Anarivony No Hita Nitsingevana Teo Amin'ny Reniranon'i Shanghai
Nahangona fatin-kisoa 3.323 ny roa andro nanadiovana ny renirano Huangpu, izay manasasaka an'i Shanghai. Raha nanambara ny fanjakana fa matin'ny andro mangatsiaka ny kisoa fa tsy otrik'aretina akory, maro kosa ireo mponina amin'ny aterineto no tsy dia matoky ity fanambarana ity.
18 Marsa 2013
Madagasikara, Tamin'ny Taonjato Farany Teo
Manankarena ny tantaran’i Afrika saingy matetika mahantra ara-tahirin-kevitra. Mba hanentsenana io lavaka io ao Madagasikara, nanomboka asa fandraketana niomerika mikasika ireo tranga manan-tantarany ny fiaraha-monina sivily
17 Marsa 2013
Brazila: Asehon'Ireo Olom-Pirenena Tsotra Manao Gazety Ireo Asa Vaventy Tsy Vita Ao An-Tanàna

Nabaribarin'ny tetikasa Amigos de Januária na ireo olom-pirenena Mpanao gazety manao fanadihadihana ao aminà tanàna kely ao Brazila ny tsifahombiazan'ny governemanta ao an-toerana, izay notsinotsinoavin'ireo Mpanao gazety vaventy ao amin'ny firenena, fa nopotehan'ny fandovàna fanaovana hatsirambina ny raharaham-panjakana sy ny tsy fandraisana andraikitra izany ka tsy hahafahana mamita ara-potoana ireo...
15 Marsa 2013
Guyana, Cuba: Habemus Papam, Saingy “Fa Iza Moa Izy”?
Feno ny andro feno iny hatramin'ny nivoahan'ny setroka fotsy tamin'ny Lasapely Sixtine manamarika ny nandrasan'ny Katolika manerana ny tany: Habemus Papam [mg]. Araka ny hita miharihary, ny Fihidiana an-trano nataon'ny Kardinaly no nifidianana ny papa Amerikana Latina sady zezoita voalohany indrindra hatramin'izay...saingy nisy bilaogera iray nanontany hoe , "Fa iza...
14 Marsa 2013
Hero Reports: Vaovao Tsara Mitarika Ho Amin'ny Fiovana Ara-tsosialy Any Meksika
Tafatafa niarahana tamin'i Yesica Guerra, Talen'ny Hero Reports i Paula Gonzalo avy ao amin'ny Periodismo Ciudadano (Fanaovan-gazety ho an'ny Mponina), tetikasa iray vaovao mitondra ny anaran'ny faritra niaviany, voaangona avy amin'ny vahoaka, na ny fandraisan'anjaran'ny mponina, izay mitantara ny hetsika tsara izay niseho tany Meksika.
12 Marsa 2013
10 Marsa 2013
Fandrarana ny Vishwaroopam : Fanitsakitsahana ny Fahalalaham-Pitenenana?
Vishwaroopam, sarimihetsika andaniana volabe ao Bollywood notantanina sy niaraha-tontosaina tamin'i Kamal Haasan, no nameno ny lohateny lehibe tamin'ireo gazety na dia talohan'ny nivoahany aza – saingy amin'ny endrika ratsy rehetra. Nisy disadisa tamin'ny antoko politika Haindò Makkal Katchi ity tantara ity ny volana jona 2012 teo, noho ny fitakian'ny antoko...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...