· Septambra, 2009

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Septambra, 2009

Kazakhstan: Tsy fahazakàna fampielezan-kevitra

  23 Septambra 2009

Araka izay amaritan'i megakhuimyak azy, tamin'ny herinandro lasa iny tao Kazakhstan,  “miha-henjana ny fikorosiana.” Mbola manalokaloka sy mibahana ao an-tsain'ny firenena iray manontolo ny vinantolahin'ny filoha teo aloha, Rakhat Aliev,...

Egypta: Gamal Mubarak … Fa nahoana no tsy izy?

  22 Septambra 2009

Nifanojo ny  fandraisana an-tànana nataon”i Sharek sy ny an'i Gamal Murbak, nanapaka hevitra ny hanao ny fampielezan-kevitra amin'ny fombany manokana [AR] ho an'i Gamal Murbak ity mpihira Egyptiana iray Mohsen...

Maraoka: Fampianarana ny teny “Berbery” any an-tsekoly

  09 Septambra 2009

Niteraka resa-be tao amin'ny tontolon'ny blaogy Maraokana ny lahatsoratry ny BBC News iray momba ny fampianarana ny “teny Berbery” any Maraoka. Ilay lahatsoratra, izay manasongadina ireo safidim-mpampianarana hianarana sy handalinana ilay fiteny, sy manome fanazavana momba ny fivoaran'ny alfabeta Tifinagh, dia niteraka karazan-dahatsoratra maro. Mitantara i Jillian C. York.