Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Oktobra, 2020
Ekoatora: Vehivavy manandrana mivarotra ny maha-virjiny azy ho an'izay sahy ambony indrindra tany Espaina
Tsy vao sambany izao ry zareo Ekoatoriàna no manao zavatra tafahoatra tahaka izany. Efa nisy tranga hafa niseho izay nivarotan'ireo Ekoatoriana ny taovany, toy ny voa, havokavoka ary ny tsokandamosina noho izy ireo nisedra olana ara-bola henjana tany Espaina.
Mpikatroka mpanoratra an-gazety Vietnamiana nosamborina ho manao ‘fampielezan-kevitra manohitra ny fanjakana’
Tsy mila fahalalahana ho an'ny tenako irery aho, ho mora loatra izany. Mila zavatra lehibe kokoa aho: fahalalahana sy demaokrasia ho an'i Vietnam manontolo. Mety hitovy amin'ny tanjona lehibe iray io, saingy azo tanterahana feno, miaraka amin'ny fanohananareo.
Matahotra lalàna mifehy ny fiarovam-pirenena, manova ny fahazaran'izy ireo ao amin'ny media sosialy ny mponin'i Hongkong
Tamin'ireo olona miisae 2587 namaly ny fitsapan-kevitra anjotra notarihan'ny The Stand News, 96 isanjato no nilaza fa matahotra ny "fahaverezam-pitenenana malalaka" ry zareo.
Efa misy ho an'ny mpamaky amin'ny teny Anglisy ny tantara foronina Japoney maoderina noho ny gazetiboky literatiora vaovao
Ahitana ny fandikan-teny maro amin'ny literatiora Japoney tranainy sy vaovao ny famoahana voalohany tamin'ity gazety literera ity, ary manamora ny fifanakalozan-kevitra momba ilay fandikanteny.
Amin'ny fetim-pirenen'i Shina, nahazo esoeso ny antsafa manaraka vakinteny nifanaovana tamin'ny olompirenena ‘tia tanindrazana’ Hong Kong
Miezaka i Beijing hampiseho hoe mponin'i Hong Kong ifotony ilay mpanao fihetsiketsehana pro-Shina
Facebook, mandà ny fiampangàna azy ho manampy trotraka ny kabarim-pankahalàna sy mpomba ny BJP ao India
Ny 16 Septambra, namoaka fanambaràna iray ny lehiben'ny Facebook ao India nandàvany ireo fiampangana ity goavan'ny media sôsialy ity ho maka tombony amin'ny fanomezana sehatra ny kabarim-pankahalàna ao India.
Naolan'ny TV-mpanjakana shinoa ny fanamarihan'ny siantifikan'ny OMS tao amin'ny horonantsary niely haingana
Nesorina tamin'ny kabary ny "raha" notenenin'ny Dr. Swaminathan tao amin'ny horonantsary.