· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jona, 2008

Ozbekistana: Ady amin’ny fanivanana ny aterineto

  26 Jona 2008

Amin’izao fotoana, i Ozbekistana dia mitoetra ho iray amin’ireo firenena mpamoritra aty amin’ny faritra ary mifehy mafy ny fampahalalàm-baovao mitodika amin’ny daholobe. Na dia misy aza ireo fampanantenana poak’aty [anaran-tsy...

Trinite sy Tobago: Onjam-piovana?

  13 Jona 2008

Inoan'ilay mpamaham-bolongana Trinitita Attillah Springer fa hampivoatra zavatra maro ny onjam-piovana entin'i Barack Obama:  “Onjam-piovana iray tiako handom-baravarana aty amintsika izy ity ka hanaisotra amintsika ny fiesonana sy ny fahabangan'ny...

Cedric Kalonji : Kongo (RDK) an-tsary

  12 Jona 2008

I Cedric Kalonji dia mpilaza vaovao ao amin'ny Radio Okapi, ary mpanoratra ny blaogy mety malaza indrindra avy ao Kongo. Fa ankoatra ny asany ao amin'ny radio sy ny fitorahana...

Oganda : Famoretana ny fanaovan-gazety

  11 Jona 2008

Hoy i Moses Paul, miresaka ny famoretana ny mpanao gazety ao Oganda : “Nametraka rafitra vaovao ny governemanta ka mampiseho fomba iray indray hamehezan'ny fanjakana ny fampahalalam-baovao. Tsy vao voalohany...

Rosia : Ny fahalalahan'ny mpanao gazety

  10 Jona 2008

Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka...

Bermudes: Nitsimbadika ny fandraràna

  08 Jona 2008

Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia...