Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jona, 2009
Korea Avaratra: Mpanao gazety Amerikana roa voasazy hiasa an-terivozona
Tsy dia mandrisika loatra ireo vaovao avy any Pyongyang. Taorian’ny niampangana azy ireo ho niditra an-tsokosoko tany Korea Avaratra, voasazy hiasa an-terivozona mandritra ny 12 taona ireo mpanao gazety Amerikana...
Iran: Hifidy sa tsy hifidy
Iray amin'ireo resaka mandeha mandritry ny fifidianana izay ho filoham-pirenena iraniana ny hoe ‘hifidy sa tsy hifidy’. Raha lazaina amin'ny teny hafa dia ny hoe handray anjara amin'ny fifidianana sa...
Air Bus AF 447: Alahelo, tsy fahampiam-baovao sy fanaitairana
Niteraka resabe sy fanontaniana maro indrindra koa fikarohana ho an'ny filazam-baovao ilay fiaramanidina frantsay Airbus izay nanjavona tsy hitan'ny radara ny alahady 31 may; avy any Rio de Janeiro ity...
USA: Mpanao gazety miatrika fitsarana any Korea Avaratra
Tamin'ny 4 Jona, mpanao gazety amerikana roa no notsaraina tany amin'ny Repoblika Demokratika Entim-bahoakan'i Korea (Korea Avaratra) noho ny fidiràna an-tsokosoko tao amin'ity firenena ity. Vehivavy roa, Laura Ling sy...
Kiobà, USA: Nanaiky an'i Kiobà ny Fivondronan'ny Firenena any Amerika
47 taona aty aoriana dia nanala ny fanilikilihana natao tamin'i Cuba ny Fikambanan'ny Firenena any Amerika, indrindra koa moa fa efa niara-niasa tamin'ity firenena ity ny ankamaroan'ny mpikambana. I Etazonia,...