· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Septambra, 2007

Rotaka tany Kampala

Ny blaogy Random Acts of Penmanship[En] dia nametraka tamin'ny aterineto sary maro momba ny rotaka tany Kampala. “Teo am-pisakafoana aho tamin'ny maraina no nahare antson'ny namana iray mampahafantatra ny rotaka...

26 Septambra 2007

Goatemala: Ireo Vahoaka Hafavolokoditra

Taranaky ny teratany (hataontsika hoe hafavolokoditra eto)[indigenes] efa teto talohan’ny nahatongavan’ny Eoropeana ny maro an’isa amin’ny mponina eto Goatemala. Tena ankavitsiana no mba hafa volonkoditra monina eto. Noho izany zavamisy...

22 Septambra 2007