Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jolay, 2008
Goiana: Fandrarana filazana fanameloha aho faty
Living Guyana no mitatitra fa mikasa ny handrara ny filazana na fampielezana ny fanameloha aho faty ny Filoha Goianey satria “ratsy loatra ny mandre azy ka manao izay mampalahelo ny...
Afirika: Tatibaovao amin'ny alalan'ny finday
White African no miady hevitra momba ny fitatera-baovao (mifindrafindra) any Afirika, “Ny (orinasa ) avy any Pays-Bas AfricaNews no mpitari-dalana amin'ity sehatra ity, raha nanomboka tamin'ny herintaona tao amin'ny tranonkalany...
Shina: Ento miaraka aminao ny router wifi-nao
Lafo dia lafo ny sarantserasera aterineto ao amin'ny tanàna olaimpika ao Beijing, hoy ny mpanoratra iray ao amin'ny Andrew Lih's AndrewLih.com: “Tsy mampino fa tsy vitan'ny hoe tsy maintsy mifampiraharaha...
Costa Rica: Fokonolona Indizeny an-gazety
Navoakan'i Alejandro Vargas Johannsen ny lisitry ny torolalana natsangan'ny mpianatry ny Anjerimanontolon'i Costa Rica ho an'ny mpampita vaovao tsy hampiseho fijery miiba rehefa miresaka Indizeny [es] ary, “hahatsiahy ny fanasoavam-bahoaka vitany...
Azerbaijan: Valandresaka momba ny fifidianana any Etazonia
Michael J. Totten's Middle East Journal no mitatitra fa hitsidika an'i Azerbaijan amin'ny volana ambony hanatrika valandresaka momba ny fifidianana any Etazonia sy izay zavatra mifandraika aminy any an-toerana. Mitady...
Arimenia: Mpamaham-bolongana nanatrika valandresaky ny Filoham-pirenena
Real Armenia no nilaza fa mpamaham-bolongana roa ao an-toerana, Akanumatata_Ser [RU] sy Pigh [RU], no nahazo alalana hanatrika valandresaky ny filoham-pirenena ary hanontany izay fanontaniana voangona an-tserasera. Niarahaba ireo mpamaham-bolongana...
Shina : Ilay vola fahatsiarovana ny lalao olaimpika
Namoaka vola taratasy manana sanda 10 Yuan ny Bankim-bahoakan’i Shina ho fanamarihana ny lalao olaimpika hotanterahina any Beinjing amin’ny volana ambony. Raha mbola tsy mbola tonga eny ampelatanan’ny mpanangona azy akory ilay vola dia efa nanondro « fahadisoana » eo amin’ny fanambanin’ilay vola navoaka manokana sahady ny mpamaham-bolongana Naughty Lion (Liona maditra).
Shina: Zon'ny mpamorona mandritra ny lalao Olaimpika
Toy ny rano atapoka sosoa indroa misesy ny filazalazana entina iarovana ny zon'ny mpamorona, tsy misy mpamaham-bolongana mahazo mametraka sary na mandefa lahatsary mikasika ny lalao olaimpika amin'ny bolongany. Ankoatra...
Mongolia: TV-mpirenena voasivana noho ny fitongilanana
Tom Terry no mampahafantatra ny mpamaky fa nosivanin'ny vaomiera maharitry ny mpanao lalàna ao amin'ny Antenimiera ny TV-mpirenena Mongoliana (MNTV) noho ny tsy fahasahiany nanao ny asa maha-manao gazety azy...
Shina : Andao hanao paompy e ! (ala vokona)
Mba fantatrareo moa hoe nahoana no lasa mankafy manao paompy –ala vonkona – aok’izany ny Shinoa anarivoarivony ? Ary tsy mahazo mihoatra ny intelo anefa? Tsy misy resaka lalao olaimpika. Misy ambadika politika ao no antony tokana mahatonga izany.