· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Desambra, 2007

Mozambika : “Feon'i Afrika Afaka” 1976

Ny blaogy Moçambique para Todos dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lahantsoratra amin'ny teny Anglisy momba ireo Radio Afrikana An-tsokosoko, isan'ireny ny Radio “Feon'i Afrika Afaka” [Voice of Free Africa], tamin'ny taona 1976. Afaka...

18 Desambra 2007

Japàna : Fihenan'ny salan'haavo

Ny mpiblaogy James monina any Japana dia mizara ny fomba fijeriny izay nitateran'ny fampahalalam-baovao ny fihenan'ny salan'haavon'ny mpianatra lahy any Japana izay nampitahaina tamin'ny toe-draharaha any Amerika [U.S.A.] : «...

17 Desambra 2007

Kadhafi sy Mogabe : Demokrasia sy Zon'olombelona

Ny blaogy Página Um dia manome dikantsoratra mamoavoafy ny fivoatry ny fijerin'ny ankamaroan'ny fampahalalam-baovao an'i Kadhafi sy i Mogabe araky ny fandroson'ny fotoana : « Kadafi é agora igualmente democrático ou não democrático...

12 Desambra 2007