Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Marsa, 2010
Sina: Endrika marobe isehoan'ny fanivànana aterineto
Ny 12 Martsa no Andro manerantany Hiadiana amin'ny Sivana amin'ny Aterineto ka namoaka ny lisitra farany avy aminy “Ireo fahavalon'ny Aterineto” ny Reporter without Border [Reporters sans frontières] izay manondro mivantana an'i Sina [China], anatin'ireo firenena maro hafa tsy refesimandidy. Jason Ng from Kenengba dia manandrana manatavy resaka amin'ny fanehoana...
Masedoana: Raha tsy nisy ny aterineto
Samy nanome ny valinteniny avy na ny mpamaham-bolongana na ny mpampiasa fitaovan-tserasera vaovao tamin'ny fanontaniana manao hoe “Ahoana ny nanovan'ny aterineto ny fiainanao?”, ao amin'ny lahatsoratra [MKD] iray amin'ny hita ao amin'ny vohikala miteny Masedoniana an'i BBC. Darko Buldioski ao amin'nyKomunikacii.net moa nampihatra ny fanaon'ny Slavy mamantatra ny valin'ny fanontaniana mifamaly...
Manangam-peo hanohitra ny famehezam-bava ireo mpanoratra anivon'ny Global Voices
The Internet is the tool most feared today by the elites, the media and by the power. It empowers those who otherwise would remain forgotten, oppressed. It is a weapon that gives ammo to those who are protesting for justice, equality and freedom and that shakes the structures of the...
India: Ady an-dokambarotra ifanandrinan'ny Rin sy ny Tide
Ampahany avy amin'ny sary mihetsika, avy tamin'ny fahatsaram-pon'i Vivek Bhatia Niteraka fifanoherana tao amin'ny tontolon'ny bilaogy any Inda ny dokam-barotra mampiranty vovon-tsavony 2 samy hafa mpifaninana. Miady hevitra momba ny fifaninanana, ny zavatra azo atao sy tsy azo atao mikasika ny dokambarotra sy ny fifaninana ireo mpitoraka bilaogy. Asstha Jain...
Voci Globali: Global Voices sy La Stampa
Efa ambivitry ny telo herinandro izay ny Global Voices no nanangana fiaraha-miasa vaovao amin'ny gazety Italiana mivoaka isan'andro La Stampa izay voatondro ho mpametraka ho lohateny lehibe (asongadina) eo amin'ny vohikalan'ny gazety ny (lahatsoratra) miavaka avoakan'ny bolongana iraisam-pirenena. Nantsoinay hoe “Voci Globali“ izy io ka ny asany dia mifototra amin'ny...
Kazakhstan: Politika, fifandanjana ara-poko ary ny mpanohitra
Mbola mitohy ny adi-hevitra miompana amin'ny fomba fitondrana sy ny fahamarinan-toerana politika ifanaovan'ny mpamaham-bolongana any Kazakhstan. Mieritreritra i Izhanov fa mety hisy ny olana avy amin'ny isan'ny olona ao anatin'ny foko tsorairay avy any Kazkahstan [ru]: Zavatr roa no nasehon'ny fanisana nandritra ny taompolo farany: Maro kokoa ny Kazakhs (+26...
SuperPower: BBC sy Global Voices
Amim-pifaliana ho ahy ny milaza aminareo ny fiaraha-miasa eo amin'ny Global Voices sy ny BBC News ao anatin'ny BBC's SuperPower season[fotoanan'ny tanjakamaherin'ny BBC] izay nivoaka androany. Nisongadina tokoa iny taona lasa iny teo amin'ny fiaraha-miasan'ny fanaovan-gazety mahazatra sy ny zoton'olona hanao gazety [Naotin'ny mpandika teny: ekeko tokoa fa mbola sahirana izahay ny mitady...
Global Voices teny Espaniola Mpitsara fifaninanana fanaovan-gazety Bottup
Manaiky ny fisoratana handray anjara amin'ny fifaninanana fanaovan-gazety andiany faharoa hatramin'ny faha-15 marsa ho avy izao ny vohikalam-panaovan-gazety Espaniola Bottup. Hotondroina ho “Solontena manokan'” ny Bottup ary homena loka fandehanana maimai-poana any amin'izay toerana rehetra tiany hanaovana fanadihadiana (€1800 farafahabeny) izay mandresy amin'izany. Tafiditra ho anisan'ny mpitsara hifantina izay homena ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...