Oganda : Famehezam-bava ireo mpanao gazety

Moses Sserwanga no mizara izay fijeriny rohy mampitohy ny fahafahan'ireo mpanao gazety sy ny demokrasia any Oganda :

At Daily Monitor, no less than 10 journalists including senior editors are at various stages of prosecution for alleged publication of false news, criminal libel and sedition. This is irrespective of the fact that all the highlighted offences are obsolete in a democratic society which Uganda purports to be and are in total contravention of the constitution.

“Amin'ireo mpiasan'ny gazety Daily Monitor, dia tsy latsaky ny 10 ireo mpanao gazety, ary anisan'izany ny lehibeny, izay amin'ny ambaratonga samihafa ny fiampangana azy ireo amin'ny lohahevitra hoe manapariaka vaovao “tsy marina”, fanalam-baraka sy fanentanana hikomy. Dia ikipiana odian-tsy hita fotsiny izany fa ireo fiampangana rehetra ireo dia mampiharihary ireo lalàna izay efa “lany andro” anivon'ny fiaraha-monina demokratika izay dradradradrain'i Oganda no sady tena mifanipaka mihitsy amin'ny lalam-panorenana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.