Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Jona, 2020
Mamaivay ny tsikera mahazo ilay tantara foronina miresaka ankohonana meksikana nifindramonina ho any Etazonia
"Ny fahitana an'i Lydia ho gaga hatrany amin'ny fiainana andavanandron'ny fireneny, fiainana haiko tsara amin'ny maha- chicana ahy miaina ao en el norte [avaratra], no lasa mampihevitra ahy fa ... Tsy Meksikana azo itokisana i Lydia. Hita hoe mijery ny tanindrazany amin'ny mason'ny mpizahatany amerikana milalao tafahoatra ny dona ara-pihetsehampo izy."
Mialoha ny fifidianana, milaza ho manavotra ny vahoaka hiala amin'ny vahohon'ireo dinôzôro ilay antoko mitàna ny lohany ao Serbia
"Rehefa tsy voaloanao ny hofantrano, ny hany sisa azonao atao dia mamorona milina iray hiverenana ao anatin'ny fotoana, handehanana mihemotra ary handehanana hifidy"
Diarin'ny COVID-19 avy any Wuhan: Rehefa lasa fanangonam-baovaon'olom-pirenena ny diary
"Lasa toy ny bibin-tsaonjo miova ho lolo ny diary rehefa mandeha ny fotoana."
Miady mafy amin'ny fitadiavana ireo razana niharam-boina ny fianakaviany taorian'ny fianjeran'ny zotram-piaramanidina iraisampirenena iray tany Pakistan
Nangatahana mba hanome ADN hamantarana ireo razana ny fianakavian'ny niharam-boina tamin'ny Zotra PIA PK8303.
Resabe tamin'ny ‘fahitan'ny’ PM Grika an'i Zélande Atsimo
"Mihaino azy ny ankizy any amin'ny sekoly fanabeazana fototra ary tapa-tsinay. Ho ela velona anie ny Mpitondra anay, ANDRIAMATOA KYRIAKOS ! OHATRA AZY NO MENDRIKA ANAY !