Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Mey, 2019
Venezoela: Nahafatesana olona miisa telo ny hetsi-panoherana ary nihamafy ny fandrahonana ny fampahalalam-baovao
Manao fihetsiketsehana mba hitakiana ny famotsorana ilay mpianatra nosamborina tamin'ny hetsi-panoherana teo aloha izay nifandonana tamin'ny mpitandro ny filaminana sy ny tsy fahampian-tsakafo ny Venezoeliana. Voarara tsy hitatitra ny hetsi-panoherana ny fampitam-baovao.
Kabinetra Hazoboboka, mampiredareda ny afon'ny hatezeram-bahoaka any Zimbaboe
Niatrika ny tstindry tsy mitsahatra mba hisian'ny fiovàna, roa herinandro lasa izay dia nohavaozin'i Robert Mugabe, ilay mpitondra an'i Zimbaboe tratry ny fahirano, ny governemantany, saingy tsy nahavita kely akory mba hampihenana ny fijalian'ny firenena izay ravan'ny fitarihana gaboraraka sy toekarena tsy mahomby.
AB14: “Tsy tokony hieritreritra isika fa hamaha izay olantsika rehetra ny teknolojia”
Nifantoka tamin'ny paikadin'ny fikarohana ny fiarovana amin'ny sivana sy ny fanaraha-maso ny fivoriana sy amin'ny fiarovana ny fifamatorana iombonana eo amin'ny toerana ahatsapana toa voasaratsaraka bebe kokoa hatrany isan'andro.
Vahiny tsy nampoizina tao amin'ny fanangonam-bolan'ny vondrom-piarahamonina Aurora foibe tao Budapest ny polisy
Milaza ny mpitantana ny foibem-piarahamonina Community center managers say the local municipality has been trying to shut Auróra down for years.
Maoritaniàna Bilaogera afaka tamin'ny fanamelohana ho faty, saingy mbola mihiboka am-ponja
Nenjehina noho ny lahatsoratra iray nanakianany ny anjara toerana raisin'ny finoana ao anatin'ny rafitra saranga ao Maoritania i Ould Mkhaitir .
Nofoanan'i Angola ny antso fitadiavan-tolotra iray rehefa nahiana ny fisian'ny kolikoly
Tamin'ny janoary 2018 no natsangana ny Telstar, manana renivola 550 euros, ary ahitana ny jeneraly Manuel João Carneiro (90%) sy ny mpandraharaha António Cardoso Mateus (10%) ho manana ny petrabola ao aminy
Atahorana ny ain'ilay mpikatroka Emiraty nogadraina, Ahmed Mansoor, enina herinandro nitokonana tsy hihinan-kanina izy izao
Nahazo ny loka Martin Ennals ho an'ireo mpiaro ny zon'olombelona tamin'ny taona 201 i MansoorHe. Nogadraina imbetsaka izy nanomboka ny taona 2011. Mitokona tsy hihinan-kanina izy ankehitriny
Ny lazain'ireo blaogera Salvadoriana — tsy afa-miala amin'ny lasa
Mbola miseho any amin'ireo vaovao avy any El Salvador foana ny angatr'ireo ady an-trano nandritra ny roa ambin'ny folo taona nisy tany El Salvador. Voalohany, nisy aloha ilay tantara nikasika an'i Will Salgado, ben'ny tanànan'i San Miguel. Tamin'ny 29 Janoary, namoaka tantara fandrakofana mikasika ny vokatr'ilay ady an-trano ny Washington Post.
Goatemala: Tsy mampitombina ny sasany ireo sary mahery vaika ahitana ireo namoy ny ainy tamin'ny ady
Tao Goatemala, mpaka sary maromaro no nandray anjara tamin'ny fandraketana sy fanehoana ireo sary avy amin'ny ady mitam-piadiana izay nitranga nandritra ny 36 taona.
Nitana sy nandroaka ilay mpitarika mpiaro ny zon'olombelona Ogandey hiverina any Oganda ny manampahefana Tanzaniana
Nanambara ny Human Rights Watch fa nahitana "fisongadinana fijotsoana tamin'ny fanajana ny fahalalahana miteny, mikambana ary mivory" i Tanzania teo ambany fitondran'ny filoha John Magufuli.