Andriamifidisoa Zo · Septambra, 2011

Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Septambra, 2011

Madagasikara: Asehon'ny telegrama Wikileaks ny tsi-fitoviam-pijery diplomatika taorian'ny fanonganam-panjakana

  03 Septambra 2011

Sam Ganegie manadihady ny telegrama ampolony vao navoakan'ny wikileaks miresaka momba an'i Madagasikara. Nomarihany tamin'izany ary fa heverin'ny mpanelanelana momba ny krizin'i Madagasikara Atoa Chissano fa ny fanohanana mandeha irerin'i Frantsa ny governemanta tarihin-dRajoelina [fr] tazorian'ny fanonganam-panjakana miaramila no nanakana ny famahana ny krizy.

Malezia: Generation 709 miantso fihavaozana politika

  02 Septambra 2011

Taorian'ny fihetsiketsehana Bersih tamin'ny 9 Jolay, vondrona tanora Maleziana ankehitriny no tonga hanohy ny fitakiana fifidinana malalaka sy marina, izay antsoin'izy ireo manokana hoe ‘Generation 709’ na ‘Taranaka 709’. Ny Mpikarakara ny Taranaka 709, Lee Khai Loon, no nanoratra tao amin'ny Malaysia Today fa: 709 dia tsiaro iraisan'ny mponina avy amin'ny...

Brezila: Hetsika Manerantany Manohitra ny Tohodrano Belo Monte an-tsary sy lahatsary

  01 Septambra 2011

Nisandrahaka manerantany ny fihetsiketseham-panoherana ny fananganana ny tohodrano Belo Monte ny 19 ka hatramin'ny 22 Aogositra 2011. Na dia efa nanomboka aza ny asam-pananganana ity tohodrano ity, dia manomana fihetsiketseham-panoherana an'aterineto sy eny an-dalamben'ny tanàna maro any Brezila sy manoloana ny masoivoho sy Kaonsilà Breziliana ny mponina. Miaro ny mponina...