Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Mey, 2019
@ActLenguas : Elias Ajata sy ny tolony hamantarana ny aymara amin'ny aterineto, ny 6 ka hatramin'ny 12 mey 2019
"Tsy tokony ho any an-trano ihany no ampiasana ny fitenintsika, fitaovam-pampitana karazam-pahalalàna maro io".
RV Newsletter: Kendren'ity fehezampitaovana vaovao ity ny hanampy ny mpanao lahatsary hahatontosa fiantraikany lehibe kokoa
Ny taratasim-baovao Rising Voices no manolotra anao ireo rohy amin'ireo fidanadanana mifandraika amin'ny fampiatiana nomerika izay mahatafiditra ny fahafaha-miditra sy ny fandraisana fitaovana nomerika, sy ireo fomba isankarazany ho an'ny vondrom-piarahamonina handray anjara feno antserasera.
Nofoanan'i Angola ny antso fitadiavan-tolotra iray rehefa nahiana ny fisian'ny kolikoly
Tamin'ny janoary 2018 no natsangana ny Telstar, manana renivola 550 euros, ary ahitana ny jeneraly Manuel João Carneiro (90%) sy ny mpandraharaha António Cardoso Mateus (10%) ho manana ny petrabola ao aminy
Nahoana ny Twitter no manakana ny kaontim-panjakana ao Venezoelà?
Mila heverina ihany ihany koa ny sanda tsy manampaharoa ananan'ny kaonty tahaka ireo naato ireo -- eny fa na dia mandrorarora teny fankahalana sy fitongilanana aza --.
Nalaza haingana dia haingana ny lahatsarim-pampiroboroboana Leica ahitana ny fandripahana kianja Tiananmen tao amin'ny media sosialy shinoa, ary nanjavona avy eo
Voarara tsy afa-nanoratra ny voambolana "Leica" tamin'ny teny anglisy sy "徕卡" tamin'ny teny shinoa nandritra ny andro maromaro tao amin'ny Weibo ny mpiserasera.
Fantaro i Mama A. Nii Owo, mpitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 1-7 mey
Andao indray ary hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Mama A. Nii Owo, vahiny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 1-7 mey 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Gã.