Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Febroary, 2009
Rosia: Andro iray ho fihetsehana
Nibaliaka ny masoandro teto Mosko ny andron'ny 31 janoary, ambanin'ny 14° Celsius/7° Fahrenheit teo ho eo ny maripàna, nefa na teo aza ny hatsiaka, nahitàna fihetsehana maromaro ho fanoherana ny...
Goadelopy: Hetsika ara-tsosialy vaovao
Roambitelopolo, efatrambitelopolo, eninambitelopolo ary izao dia roambidimampolo – ireo no isa manan-tantara tsy mitsaha-mitombon'ireo vondrona sendikaly, ara-kolotsaina sy vondrona niforona tamin'iny volana lasa iny sy ny taloha tany, miombona anaty...
Israely: Tatitry ny Rosiana iray, mpanao gazety an-tsary
Dmitry Kostyukov (LJ user kostyukov), mpanao gazety Rosiana, dia mamita iraka any Israely amin'izao fotoana izao. Tamin'ny volana Aogositra 2008, nandrakotra ny ady tany Osetia atsimo izy, ary ity misy...
Etiopia: Ny fiovàna entin'ny rano
Tamin’ny faran’ny taona lasa teo, fianakaviana dimy no nanapa-kevitra fa ny fitsidihana an’i Etiopia miaraka amin’ny zanany vavy no fomba tsara indrindra ho azy ireo mba ahafantarany hoe hatraiza no...