Tantara mikasika ny Media sy Fanoratan-gazety tamin'ny Avrily, 2018
Miteraka Fandraràna ny 3G Ao Kambodza Ny Fahatahorana Sary Vetaveta
Nitarika ny fangatahan'ireo vadinà tomponandraiki-panjakana hanao fanangonan-tsonia hanakanana ny teknolojia vaovao 3G ny tahotra ny fiparitahan'ny sary vetaveta manerana ny finday azo hijerena lahatsary.
Danemark: Tsy manaiky ny “fampisehoana rohy lalina” ny mpamoaka gazety
Tsy nanaiky ny ezaka navaozin'ireo mpamoaka gazety Danoà mba hanakana ireo tranonkala toy ny Google News tsy hampiseho rohy any amin'ny lahatsoratry ny olon-tsotra afa-tsy amin'ny ny pejy fandraisan'ny gazety ihany ireo mpanao gazety bilaogera any Danemark.
Ejypta: Bilaogera very asa noho ny famoahany ny mahasandoka ny tantaran'ilay fitaovana maha-virjiny hosoka
Nanomboka nanontany tena ny Ejiptiana raha hanomboka hanafatra Hymen Shinoa i Ejypta ary voaraoka kosa i Amira Al Tahawi, izay niara-niasa tamin'ny Radio Netherlands tamin'izany fotoana izany noho ny famoahana fa lainga ny tantara hymen Shinoa.
Japana: Famarotam-baovao Nataon'ny Mpiasa tao amin'ny Mpampiely Vaovaom-panjakana NHK (Tapany Faharoa)
Efa nihena ny resabe tamin'ny herinandro momba ilay famarotam-baovao tao amin'ny mpampiely vaovam-panjakana NHK tao Japana, niaraka tamin'ny fanoloan'i Fukuchi Shigeo, mpanolotsaina taloha ny Fivarotan-dabiera Asahi, an'i Hashimoto Genichi, ilay filohan'ny NHK tototry ny olana, izay nametra-pialàna andro vitsy talohan'ny faran'ny fepotoana fiasany.
Nambaran'ny fitsarana rosiana ny fandraràna ny Telegram, mihantsy, mitsiky… ary manahy ny mpisera
Ary raha manakaiky ny farany ho tonga any amin'ny fanapahan-kevitra hanakana ny fampiasa ny tolona maharitra herintaona ifanaovan'ny Telegram sy ny manampahefana rosiana, nisy fahamaimaizana ary matetika lasa manamaivamaivan-javatra ny setrin'ny filazana.
Nankalaza ny andro iraisampirenena ho an'ny frankôfônia ny Global Voices amin'ny teny frantsay
Namakafaka ny dikan'ny hoe miteny frantsay (ankoatra ny fiteny hafa, ho an'ny maro amin'izy ireo ) ireo firenena sy faritany miisa dimampolo teo ho eo izay miteny frantsay, ary ao anatin'ny (na tsia) Fikambanana Iraisampirenena ho an'ny Frankôfônia .
Bangladesh ve no ‘firenena tsy mihinan-kena indrindra’ eto amin'izao tontolo izao? Tsy dia izany loatra
"Tsy midika ho an'ny olona tsirairay ara-bakinteny ho tsy mpihinan-kena mihitsy ny fihinanana hena kely!!"
Ejypta: Tsy misy sokajin-taona ny zava-pisotron'ny lehilahy!
Ity lahatsoratra ity dia nadikan'i David Faure, mpianatra kilasy fanomanana ECT2 ao amin'ny Lisea Ozenne de Toulouse, eo ambany fanarahamason'ny profesorany Audrey Lambert, izay ao anatin'ny tetikasa momba ny fanabeazana "Fidirana amin'ny fandikan-teny ny vaovao malaza".
Bahrain: Naato Iray Andro Ny Gazety Akhbar Al Khaleej
Naato iray andro ny gazety tranainy indrindra mivezivezy ao Bahrain, Akhbar Al Khaleej, taorian'ny namoahany lahatsoratra iray mitsikera ny sasany tamin'ireo mpitondra Iraniana ...
Ireo Ankizy Anaty Krizy Sy Ny Andraikitr'Ireo Mpanao gazety – Ambarao Ny Media Izay Eritreretinao
Aiza no toerana mampidi-doza indrindra amin'ny maha-ankizy? Raha liana ianao, tsiriho ireo vokatry ny adihevitra.