Fifidianana filoham-pirenena amin'ny 29 Jona any Maoritania: Tafatafa miaraka amin'ilay mpanao politika Khally DialloLa Mauritanie n'a connu que deux présidents civils Filoham-pirenena sivily roa no mba hany nitondra tao MaoritaniaMpanoratra Jean SovonNandika Raveloaritiana Mamisoa30 Mey 2024
Ao Madagasikara, manana anaram-behivavy ny asa fanaovana gazetim-panadihadiana : Damy GovinaMivangongo aminay ireo krizy pôlitika arahana fari-piainana fadiranovana iainan'ny vahoakaMpanoratra Jean SovonNandika avylavitra25 Mey 2024
Tambajotra mpanao gazety any avaratr'i Nizeria manentana ny fandriampahalemana sy ny fampihavanana amin'ny alalan'ny asany'Leo mandre vaovao ratsy amin'ny media ny mponina ao an-toerana' Mpanoratra Peace NewsNandika Raveloaritiana Mamisoa25 Mey 2024
29 Jona 2024, fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho filohampirenena ao MaoritaniaMiaina fanandevozana ilay firenenaMpanoratra Jean SovonNandika Sylvia Aimée24 Mey 2024
Tchad Mahamat Idriss Déby Itno no filoham-pirenena mandimby ny rainy ho filoham-pirenena, raha ny vokatra voalohan'ny fifidiananaToherin'ilay mpanohitra Masra sy takiany hofoanana ny fifidianana tamin'ny 6 MayMpanoratra Jean SovonNandika Ornella19 Mey 2024
“Atahorana haharitra an-taonany maro ny ady an-trano ao Sodàna”: Resadresaka nifanaovana tamin'ny manam-pahaizana Hatim AbdulazizLatsaky ny 5%-n'ny tena filana ihany no fenon'ny fanampiana maha-olona.Mpanoratra Jean SovonNandika Raveloaritiana Mamisoa13 Mey 2024
Topimason'ny tontolon'ny media ao Afrika Atsimo mialoha ny fifidianana hoavyFampahalalam-baovao an-toerana sy iraisampirenena mitantara an'i Afrika AtsimoMpanoratra Zita ZageNandika Raveloaritiana Mamisoa10 Mey 2024
Jamaika, namiratra nandritra ny Loka Asa Fanaovana Gazety ho an'ny Rariny ara-Toetrandro tao Karaiba ny Repoblika Dôminikàna sy Goiàna'Tena mila ambara ireo tantaran'ny rariny ara-toetrandro ao Karaiba'Mpanoratra Dizzanne BillyNandika avylavitra10 Mey 2024
Vondron'i Pasifika manasongadina ny anjara toeran'ny media ao anatin'ny tolona hanoherana ny olan'ny toetrandroMpanao gazety manentana momba ny famoretana atao amin'ny media ao PasifikaMpanoratra Mong PalatinoNandika avylavitra08 Mey 2024
Zavamisy folo navoakan'ny Reporters Sans Frontières momba ny famoretana ny fampitam-baovao ao Hong KongMifototra amin'ny porofom-pitenenana ny ankamaroan'ny fiampangana ara-pilaminam-pirenena Mpanoratra Oiwan LamNandika Raveloaritiana Mamisoa07 Mey 2024