Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Aogositra, 2015
‘Tetezamitan'i Kambodza’ Bokin-tsary Mampiseho Ny Fampandrosoana Tsy Mirindra Ao Kambodza
"Ny ankamaroan'ny olona no milaza aminay hoe faly izy ireo fa misy ilay boky mba tena mijery an'i Kambodza amin'ny endriny tokoa -- tsy ireo tempoly mahafinaritr'i Angkor na ireo sary mampahatsiahy ireo ankizy mitondra sarety fotsiny."
Mpisolovava Rahampitso Manome Fanantenana ho an'ireo Lasibatry ny Fanondranan'Olombelona
Ny fanondranan'olona dia mampivandravandra ny olana ara-piarahamonina amin'ny ankapobeny toy ny herisetra, kolikoly ary ny fahantrana.
Maherin'ny 100 Ireo Olona Novonoina Ivelan'ny Fitsaràna Tany Bangladesh Tamin'ity Taona Ity
"Tsy hainay izay nanjo ny rainay. Tsy fantatray intsony na velona izy na maty Tsy misy fandrosoany ny raharaha."
Gadra Politikan'i Azerbaijan sy ny Tetipanoron'ny Fitondram-Panjakana
Ahoana ny amin'ireo mpanatrika mangina mameno avy hatrany ny toerana rehetra amin'ny efi-pitsarana ireo gadra politika manana ny lanjany ao amin'ny firenena?
Sambany Nanokatra Departemantan'ny Teny sy Haisoratra Kiorda Ny Oniversiten'i Kurdistan Ao Iran
Nanambara i Bakhtiar Sajjadi, filoha vaovaon'ny departemantan'ny teny sy ny haisoratra Kiorda vao nosokafana tao Iran fa mpianatra 40 no noraisina hanomboka ny fianarana amin'ny volana Oktobra hoavy io.