Bangalore, renivohitry ny fanjakana ao Karnataka, dia lasibatry ny fampihorohoroana tamin’ny alàlan’ny baomba ora vitsy lasa izay. Ny vaovao ampela-tànana dia manambara fipoahana baomba fito tamin’ny faritra samihafa tao an-toerana, tanatin’ny elanelam-potoana roambinifolo minitra. Tsy dia nahery vaika loatra ireo baomba ary irony karazana zelatina (gélatine en baton) irony no nampiasaina.. Ho fisorohana ny resaka gaigy dia tapaka ny fifandraisan-davitra tao an-tanàna ary notapahana koa ny làlana. Hoy i Sachin Uppal
Feno olona feno ahiahy sy manontany izay zava-nitranga ny toerana, izaho manokana tsy dia nahita inona loatra. Feno mpitandro ny filaminana miezaka ny mandamina ny fifamoivoizana sy ny olona teo .
Tanaàana nivoatra sy nilamina i Bangalore tato anatin’ny folo taona. Kanefa, raha jerena dia toa misy ola tsy maniry ny hisian'izany. Mety ho fanakorontanana politika izy ity na asa fampihorohoroana koa. Nefa koa, tato anatin’ny roa taona izao, dia ity no fanintelony tamin’ny fipoahana baomba goavana tamin’ny tanana toa an’i Bangalore.
Nikaro-baovao tanaty tranonkala-tseratsera i iisc life fa tsys dia nahita firy. Ny Bangalore Metblogs no misy vaovao mikasika ny toerana tena nitrangan’ny fipoahana. Keep Sakes indray dia maneho ny tsy fahatomombanan'ny fotodrafitrasa ao amin'ny tanàna .
Sahady, efa tsy manana herinaratra intsony izahay, tsy misy solika (lasantsy sy gazoala), tsy misy fotodrafitrasa, tsy misy làlan’ny fiara (eny, eny amin’ny sisin-dàlana izahay no mitondra fiara, noho ny fahateren’ny toerana), tsy misy orana, tsy misy métro, eny fa na dia ny anarana iantsoana ny tanana aza – “Bangalore? bengalooru? bengaluroo? Inona?? “…Ary ankehitriny, amin'ny zavatra rehetra, fipoahana no anananay???…Tsy efa an-dàlam-pahalevonana sahady ve ny tanàna no TSY MAINTSY mbola ilàn’ny sasany fampiasàna zava-mipoaka toy izao ihany ity laro ity.
I Vikas Sharma dia miteny ny amin’ny faharisarisan’ny fiantohana ny fandriam-pahalemana ao amin’ny tanana.
Tsy hay nosorohana iny. Miaraka amina jiro vonjy taitra, afampiharana goragora ny lalàna sy ny fihetsik'ireo mpitandro filaminana Bangalore, na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho lasibatra ihany i Bangalore . Nanomboka nanoratra ity hafatra ity aho raha vantany vao nandre fa nisy baomba iray nipoaka tany akaikin'i Madiwala, hatreto ny isa dia tafakatra ho valo! Manantena aho fa tsy ho fambara ny amin'izay mbola zavatra ho avy izy ity…Andriamanitra anie hiaro antsika.
Vao avy nandalo tamin'ny làlan'i Mysore aho minitra vitsy lasa izay ary faly mihitsy manatrika ny PC-ko aty am-piasana, nefa tsy mbola matoky ihany koa sao mety mbola misy baomba any akaikaiky any…
…
I Hari Shenoy dia manoratra mikasika ny fomba iainan’ireo olona ny ahiahiny ao am-piasany.
Nayandahalli, izay mifanakaiky amin’ny toeram-piasako, dia isan’ny toerana nitrangan’ny fipoahana, ary amin’ny maha faritra tena akaiky ity fipoahana ity amin’ny biraoko no nahatonga ireo olona eto hisavorovoro (tizzy). Azo tsapain-tànana ny fihenjanan’ny atmosfera noho ireo finday tsy mitsaha-maneno na ireo olona miantso ny havany akaiky sy malalany (dear ones) sady manantena hatrany fa mba ho tany amin’ny toerana azo antoka na tany an-trano lavitry ny loza izy ireo.
Raha nilaza ireo fampahalalàm-baovao (Times Now) fa hoe ny sehatry ny IT (Teknolojia) no tena nokendrena voalohany tamin'ilay fipoahana tao amin'ny lalam-ben'i Hosur, Koramangala sy ny toy izany, dia toa tsy mitombina loatra ihany izany vinavina izany noho ny fahatsapàna fa ny olon'ny orinasa momba ny IT dia isan'ireo olona tena voaaro tsara tokoa noho ny hafa, jerena amin'ny haavon'ny fiarovana azy ireo na ao anatiny na ivelan'ny faritra iasany.
Tsy vitsy ny olona nanoratra twittering momba ireo fipoahana. Jace niteny hoe: «… na dia aty amin’ny antsasaka kilometatra miala amin’ny fipoahana akaiky indrindra aza izahay. Nisento tokana ny olona fa tsy voadona ny fahafahan’izy ireo mampiasa ny Aterineto. “.
Famenom-baovao azo arahana ho an’ireo mpampiasa ny twitter blastnews.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...