‘Ilaina atonta ao anivon'ny fireneny ny literatiora gabône': Antsafa niarahana tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady mpikatroka ho an'ny literatioraAzo ametraham-panontaniana amin'ny tena ny tsy fisian'ny lokan'ny literatiora ao AfrikaMpanoratra Filip Noubel Nandika Miora28 Novambra 2023
Madagasikara: Onjam-pahatezerana taorian'ny fahafatesan'ilay mpanakanto mpikatroka maty noho ny fahataran'ny fitsaboana azyMisaona noho ny fahalasan'ny mpanjakavavin'ny Salegy i MadagasikaraMpanoratra Mamisoa Raveloaritiana Nandika Andriamifidisoa Zo, Raveloaritiana Mamisoa28 Novambra 2023
Iza ireo mpihoko ao anatin'ny “Mouvement du 23 mars” (M23) ao atsinanan'i RDC?Kivu-Avaratra no faritany faharoa amin'ny resaka habetsahana mpandatsa-batoMpanoratra Jean Sovon Nandika avylavitra27 Novambra 2023
Toe-draharaha politika any Zambia: Fanehoan-kevitra manoloana ny fiverenan'ny filoha teo aloha, Edgar LunguNy faniriany hamerina ny firaisankinan'ny antokony no nampiverina azy amin'ny politikaMpanoratra Zita Zage Nandika Liva Andriamanantena23 Novambra 2023
Madagasikara: Mafampàna ny raharaha mialoha fifidianana filoham-pirenenaHita fa tsy handeha araka ny tokony ho izy ny fifidiananaMpanoratra Mamisoa Raveloaritiana Nandika Andriamifidisoa Zo22 Novambra 2023
Hamaky inona, hanaraka an'iza mba hahafantarana ny vaovao sôsialy sy pôlitika ao RDC?Mihoatra ny 7 000 ireo mpanao gazety matianina manetsiketsika ny fiainan'ny media ao RDC.Mpanoratra Jean Sovon Nandika avylavitra21 Novambra 2023
Zimbaboe : mitolona ho amin'ny fankatoavana azy ireo sisampaty tamin'ilay fandripahana tao « Gukurahundi »Mitory tsy fahavononana ara-politika sy fanekena ny fisiana fandripahana tany aloha ny tsy fahomboizan'ila kaomisiôan'ny fahamarinanaMpanoratra Zita Zage, Minority Africa Nandika (fr) i Abdoulaye Bah, avylavitra19 Novambra 2023
Ao Bénin, ireo vehivavy no tena manome laza ny mozikan'ilay firenenaAngélique Kidjo, hany vehivavy beninoà tokana manana tantara manankarena amboaraMpanoratra Jean Sovon Nandika avylavitra13 Novambra 2023
Manome sehatra tantara mampientam-po ny #MeToo (Za koa) Malagasy nosoratan'i Hary RabaryTsy voatery haneho hevitra ampahibemaso ny olona mamaky ny bokyMpanoratra Filip Noubel Nandika Raveloaritiana Mamisoa11 Novambra 2023
Ny krizy politika Malagasy araka ny fijerin'i Rijasolo, mpakasaryTahaka ny miaina amin'ny firenena roa samy hafa izahayMpanoratra Filip Noubel Nandika Raveloaritiana Mamisoa, Andriamifidisoa Zo10 Novambra 2023