· Desambra, 2022

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Desambra, 2022

Mitontongana ny fahalalahana maneho hevitra ao Tanzania

GV Mpisolovava  16 Desambra 2022

Any Tanzania, dia zon'ny olom-pirenena tsirairay avy araka ny lalàm-panorenana ny fahalalahana maneho hevitra, kanefa nopotehina noho ny fandaniana sy fampiharana ireo andiana lalàna famoretana tsy an-kiato nandritra ny taona maro.