Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Marsa, 2014
Vehivavy Enina Notazonina Ho Andevo Tao Libanona Atsimo
Navoakan'ilay tranonkala avy any Cote d'Ivoire antsoina hoe Koaci.com ny fisian'ny vehivavy enina notazonina ho toy ny andevo tao an-tanànan'i Nabatieh ao atsimon'i Libanona. Niantso hijerena ny zava-manjò ireo vehivavy ireo ny blaogera Libaney Joey Ayoub
Voaràran'ny Lalàna Ao Oganda Ny Fiarahan'olon-droa Mitovy Fananahana
Tsy azoko ny antony hanohanana ny lalàna #antigaybill ao Oganda! Tsy tokony hanery ny hafa hanaraka na hanaiky ny hevitrao momba ny fananahana ianao. Tsy nisy olona nilaza anao ho pelaka!
Sakafo 5 Nenti-paharazana Avy Amin'ny Tany Miteny Frantsay
Noana tajine, hena na trondro ahandroina miaraka amin'ny legioma na voankazo maina avy any Maraoka ? Sa ahoana ny momba ny ravitoto, sakafo vita amin'ny ravi-mangahazo, tongolo be sy henankisoa avy any Madagasikara
Tsingerintaona Faharoan'ny Fanentanana Kony 2012
Nitarika ny mpitondra antsika ianareo handray andraikitra izay niafara tamin'ny vokatra mivaingana.