Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Marsa, 2008
Zimbaboe : Inona no mbola andrasan'ny MDC ?
Bev Clark no mizara ao amin'ny blaogy kubatana ny fijeriny mikasika ny fifidianana any Zimbaboe : But what now? What is the MDC waiting for . . . the Zimbabwe...
Zimbaboe : Tantara an-tsary ny fifidianana filoham-pirenena
Ngizwani-Ndinzwei no manapariaka tantara an-tsary ny fifidianana jeneraly [filoham-pirenena sy solombavambahoaka] any Zimbaboe : The Netherlands Institute of Southern Africa (NiZA) kindly gave us a grant to capture the Zimbabwe...
Mipariaka toy ny alondrano ireo lahatsary mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano
Rano tony [Zen Water] sary nindramina tany amin'i darkpatator Nanomboka tamin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana mikasika ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana izay notanterahina tany Rio-de-Janeiro tamin'ny taona 1992, dia tapaka...
Angola: Mbola azo atao tsara ny mitolona
“Nikarajia (ni-chat) nandritra ora roa tamin'Atoa Anthony Alberto Neto, filohan'ny Antoko Demokratika Angoley (PDA) aho. Amin'izao fotoana mampitombo isa ny Angoley any ampielezana (anatin'izany aho) manontany tena hoe mbola tokony...
“Tantely amam-bahona” ny fiainana any Eorôpa araky ny fijerin'ny mpiblaogy Kongoley Cédric Kalonji
Mifototra amin'izay niainany, ny mpiblaogy Kongôley Cédric Kalonji dia mizara ny fijeriny momba izay “tantely amam-bahona” sedrain'îreo Afrikana misafidy ny hiaina any Eorôpa : Je me demande finalement qu’est ce...
Cap vert : Andron'ny Vehivavy
Manararaotra ny fankalazana ny Andron'ny vehivavy any Cap Vert i Eurídice Monteiro mba hitaterana ao amin'ny blaogy mulhercaboverdiana [vehivavy Cap Verdiana] izay toetoetry ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy any...
Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano
(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo...
Nizeria: Vohikala ho an'i Obama
David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho...
Tontolo iainana : Fomba fanomanana masombolina baomba
Rory no manapariaka ao amin'ny blaogy Carbon Copy, izay hevitra novakiany tamin'ny boky The Guerilla Art Kit nosoratan'i Keri Smith, momba izay fomba fanao hanomanana masombolina baomba izay azo afafy tsara amin'ny : …vacant lots,...
Tontolo iainana : Sarin'ny faritra fanangonana ireo fako any Nairobi
Mba hamohazana ny fihevitry ny maro mikasika izay fomba tsy mahomby itantanana ny fako ankehitriny dia manapariaka sarin'ny faritra antsoina hoe ‘Dandora’ i Kikuyumoja no sady manoratra hoan'ireo Kenyana ary...