Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Oktobra, 2017
Ao Tanzania, Olana Lehibe Iray Ny Aretina Hepatita, Fa Mbola ny VIH/SIDA Aloha No Tena Mamono Betsaka
Porofoin'ny tarehimarika fa raha toa ka mihamitombo ny tahan'isan'ny fifindràna sy fianahan'ny aretina hepatita, dia mihamiakatra ihany koa amin'ny ankapobeny ny isan'ireo mamoy ny ainy vokatry ny aretina VIH/SIDA
Vehivavy Afrikana Nanoratra Bilaogy Tamin'ny Herinandro Talohan'ny 9 Jan 2006
Maimaimpoana na mora vidy ny fomba fanabeazana aizana ho an'ny kenyana maro nefa mbola misy ireo vehivavy sasany sy ireo lehilahy no mampiahaka ny tenany ho trà-doza amin'ny aretina azo amin'ny firaisana ara-nofo sy ny fitondrana vohoka
Karatra Paositaly Avy Any Congo
Mora ny mifantoka fotsiny amin'ny rivotra mifamahofaho ara-politika ao RDC miaraka amin'ny fifidianana , ny fanambaràna ny fihodinana faharoa, ny fifandonana nahery vaika teo amin'ny kandidà ho filoham-pirenena roa tonta. Na izany aza, maro ireo bilaogera ao Kongo no nanoratra momba ny zavakanto, kolontsaina sy ireo fomban'izao tontolo izao hafa...
Afrika: Fahagagana Ara-pivavahana
Nanamarika lahatsoratra iray momba ny firongatry ny finoana ny fahagagana ara-pivavahana ny Afrika ny Africa Unchained...
Maninona No Betsaka Miaraka Maty Ireo Lalomena Ao Namibia?
"An-jatony ireo lalomena hita maty tao amin'ny renirano iray ao anatin'ny valan-javaboaharim-pirenen'i Namibia. Mety ho ny aretin'ny arina no niteraka ity faharinganana ity"
Sodàna: Ireo Heloka Bevavan'ny Ady ao Darfour, Ny USS Cole, Taovolo Iray Lamaody Ary Mbola Betsaka Koa
"Ankehitriny, azoko antoka 100% fa nataon'i Etazonia lasibatra ny fireneko. Hatramin'ny nilazàna fa tsy nahomby ny tetikadin'i Darfour, mampiasa hevitra hafa izy ireo mba hangejana ny governemanta. Nahoana i Etazonia no tsy mandoa ireo onitra sy ireo tombontsoa mikasika ny daroka baomba tamin'ny orinasa Al Shifa, tamin'ny taona 1998? Hitan'ireo masoko tsara ny balafomanga namakivaky ny habakabaka!"
Ankizy Miaramila Ao Amin'ny R.D.Kongo
[...] ohatra tsara ihany koa amin'ny fampiasana ny lahatsary ho toy ny fitaovana fampitam-baovao.
Mitoraka Bilaogy Avy any Togo – Fijery An'ireo Hetsi-panoherana Aorian'ny Fifidianana
Raha niaina tao anatin'ny hitsakitsaka sy darok'ireo miaramila ianao, niaritra fitondrana jadona izay efa nisy hatramin'ny talohan'ny nahaterahanao ary niaretanao nandritra ny 26 taona mahery tamin'ny fiainanao, hijery amin'ny fomba fijery hafa mihitsy ianao.
‘Miteraka Olana Iray lehibe Ho Anao Ny Famoronan-kira Miresaka Fanavakavaham-bolonkoditra’
Hira miresaka fanoherana no tena manjàka ao anatin'ny rakikira faramparan'ny tarika Songhoy Blues "Fanoherana." Ny tarika dia avy any Mali ary miresaka olana momba ny fanavakavaham-bolonkoditra sy mandrisika ny olona ho mavitribitrika.
Ory Miresaka Ny Bilaogy Kenyana
Tsy ny fomba fiasan'ny bilaogy amin'ny famoronana vondrom-piarahamonina ve no tokony hifantohantsika fa tsy izay mety ho fiantraikany amin'ny politika na fanovàna fiarahamonina ?