Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Febroary, 2010
Afrika: velona sy salama tsara ny fanjanahantany 50 taona taorian'ny nahazoana ny fahaleovantena
Manamarika ny faha-50 taonan'ny fahaleovantenan'ny firenena Afrikana miteny frantsay avy tamin'i Frantsa sy i Belzika ny taona 2010. Raha efa ilalana moa ny fankalazana ofisialy amin'izany dia eo ampangaroharoana adihevitra...
Kenya: Fa inona ity nataon'ilay Mpanolotra TV fivavahana ity?
“Nalaza dia nalaza tokoa ny nataon'ity mpanolotra fandaharana amin'ny televizionam-pivavahana iray ity raha niampanga ny fianakaviany ny anao vavy, nandao ny fofombadiny ary niala tamin'ny asany noho ny baiko tamin'ny...
Hanolotra tokim-pitiavana vaovao ny filohan'i Malawi amin'ny ‘Andron'ny mpifankatia’
Nandre ireo Malawians fa hanambady ilay Minisitry ny fizahantany taloha, Callister Chimombo ny filoham-pirenen'izy ireo Dr Bingu wa Mutharika amin'ny 1 May ho avy izao. Ialohavana fifamofoana araka ny fanao izany amin'ny andron'ny St Valentin , amin'ny 14 Febroary. Nirary soa ny filoha ireo mpitoraka blaogy sasany tamin'ity tantaram-pitiavana vaovao ity taorian'ny nahalasan'ny vadiny Ethel telo taona lasa izay.