Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Aogositra, 2008
Senegaly : Midina an-dalam-be ny mpianatra noho ny tsy nandoavana ny vatsim-pianarana
Mitokona ny mpianatra ao amin'ny Oniversite any Dakara, Senegal noho tsy ny nandohavan'ny fanjakana ny vatsim-pianarana. “Raha miady mafy any Beijing ireo atleta avy amin'izao tontolo izao mba handresy ny...
Keny : Mila ny fanampian'ny ICT board ve ireo mpikirakira rindrankajy ?
“Mila ny fanampian'ny ICT board ve ireo mpikirakira rindrankajy eto an-toerana ? ” hoy i Al Kags raha miresaka ny famokarana rindrankajy ao Kenya.
Cote d'Ivoire : Fihaonan'ny mpitoraka blaogy
Mikasa hikarakara “Blogcamps” ao Abidjan [Fr] i Théophile Kouamouo, mba hihaonan'ireo mpitoraka blaogy any an-toerana, hifampizarany ny traikefany sy hampianarana izay liana amin'ny fitorahana blaogy.
Fikirizan'ny mpitoraka blaogy iray hanampy an'i Baby Kamba
Raha miezaka ianao manaraka vaovao momba an'i Madagasikara, dia angamba mamaky matetika ny Madagascar Tribune. Ary raha nanao famandrihana ianao, dia namaky angamba vaovao nosoratan'i Herimanda R momba ny fandidiana...
Tanjona maitso: Gazety mikatona fa hiala sasatra
João Branco [pt] no miresaka momba ny fanapahan-kevitry ny gazety iray milaza fa hikatona iray volana mba hanao vakansy. “Taloha moa notadiavina hatrany ny fialantsiny tahaka ny hoe fahatapahan'ny herinanratra...
SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny MSM sy ny manao anton'asa ny fananahana Afirikana
Nifarana tamin'ny 8 aogositra 2008 teo ny fihaonana momba ny SIDA 2008 (IAC) notontosaina tao Mexico. “Universal action now” na asa iarahan'ny rehetra manerantany atao izao no lohahevitra nobanjinin'ny fihaonana...
Tontolo iainana: Ny fitrandrahana solika
Omar ao amin'ny Safarinotes no mifantoka amin'ny resaka solika ao Ouganda, ka manao hoe “Eo amin'ny resaka tontolo iainana, raha mitandrina dia mitandrina tokoa i Ouganda amin'ny fikajiana akora voajanahary...
Madagasikara: Fa iza no handeha any amin'ny lalao olaimpika e?
Misy fisavoritahana ihany ny fahalalana ny isan'ny delegasiona malagasy mandritra ny lalao olaimpika 2008. Mbola tsy nivoaka moa ny filazana ofisialy raha tsy vao andro vitsy foana zay ka nahenoanay fa...
Madagasikara tamin'i Hong Kong:”Avereno ny Emeraodanay”
Lova Rabary-Rakotondravony no nanazava fa nandefa solontena efatra tany Hong Kong hanao izay hamerenana ny emeraoda lehibe indrindra sy mavesatra indrindra fantatra ankehitriny [ nomena anarana hoe Fanomezan'ny Lanitra] ary...