Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Novambra, 2015
Tetikasa Mapping for Niger : Ny Tantarany sy ny Vinavinany

Mitantara ny fiandohan'ny tetikasa Mandrakitra an-tsarintany ho an'i Nizera sy ny hoaviny i Fatiman Alher.
Tanzaniana Efatra Voampanga Noho Ireo Vaovao Politika Nalefany Tamin'ny WhatsApp

Tanzaniana efatra no nosamborina sy voaheloka noho ireo tsikera politika nalefany tamin'ny fampiasàna fandefasan-kafatra WhatsApp.
Nodimandry i Gershom Ndhlovu, Zambiana Mpanao Gazety sady Mpandray Anjara ato amin'ny Global Voices
Nandao ny tany tamin'ny faran'ny herinandro teo ilay mpanao gazety hajaina, Gershom Ndhlovu, izay niasa "handao an'i Zambia tsaratsara kokoa ho an'ny zanatsika sy ny zanany"
Fanomezan'i Mali voninahitra ireo lasibatra sy ireo maherifo tsy fantatra anarana nandritra ny fanafihana ny Radisson Hôtel ao Bamako
Misaona ny maty ao aminy i Mali ary manome voninahitra ny maherifony
Aiza Ny Hatezerana Noho ilay Fanolanana Faobe Tao Sodàna Atsimo Rotiky Ny Ady?
Tsy anavakavahana ireo fanafihana ara-nofo feno herisetra. Lasa ampiasaina ho fitaovam-piadiana amin'ny ady ny fanolanana any amin'ny ady an-trano amin'ilay firenena.
Dakar, Renivohitra Afrikana Ho An'ny Havitrihana an-Tranonkala , Ny 26 Hatramin'ny 28 Novambra 2015
Africtivistes...Afaka hihaona amin'izay ireo mpandray anjara rehefa avy nifanerasera mandritra ny taona maro tao amin'ny tambajotra sosialy.
Hatraiza Ny Fahombiazan'ny Hetsika Fiaretan-tory “Tsy Maintsy Atsahatra ny Delestazy” Tao Ghana?
Ahoana no hamaritanao ny fahombiazan'ny fihetsiketsehana goavana iray?
Mihalalina Ny Krizy Ao Burundi
"Manara-dia tanteraka ny nizoran'ny teo aloha nodimbiasiny mialoha indrindra ny nidiran'ny rivotry ny demaokrasia tao anatin'ny tontolo ara-politika Borondey tamin'ny 1992 izy ireo."
Mikarakara Fitsapankevitra Hijanonany 35 Taona Mahery Eo Amin'ny Fitondràna ao Kongô i Sassou-Nguesso
Filoha 4 amperinasa ao Afrika (Roandà, Borondi, Repoblikan”i Kongô ary ny Repoblika Demaokratikan'i Kongô) no miezaka manalava ny fe-potoana fiasàny hihoatra ny fetra napetraky ny lalàm-panorenana any amin'ny tany misy...
Manao fanangonan-tsonia hanoherana ny halafon'ny aterineto ny Mozambikana
NItsambikina ny saran'ny aterineto tao Mozambika noho ny fanapahan-kevitry ny Ivontoerana Nasionaly Misahana ny Fampitan-Kafatra (INCM) hanapaka ny fanampiana ireo mpanome tolotra aterineto ao an-toerana hatramin'ny 75%, izay manimba ny toeran'ny governemanta milaza ho mpomba ny aterineto.