Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Aogositra, 2022
Fitohanan'ny fifamoivoizana mamaivay eny amin'ny araben'i Lagos ao Nizeria
Rehefa mitondra fiara ao Lagos, sahala amin'ny toa tezitra ny olona rehetra na sosotra mihitsy. Saingy aza matahotra fa vetivety foana dia ho hitanao koa fa ho tezitra ianao.
Ny tantaran'ilay tetikasa fampandrosoana izay nandrava tanànakely tao Angola
Nanomboka tamin'ny faramparan'ny taona 2019 ny asa fanamboarana lakandrano ary mikendry ny hanamaivanana ny vokatry ny hain-tany, ny tsy fahampian'ny orana ary ny tsy fahampian-drano ao amin'ny faritanin'i Cunene.
Nahoana no mbola ambany be ny fanamelohana ireo mpanolana ao Nizeria
Lasa tsy zakan'ireo lasibatry ny fanolanana izay mitolona hanadino ny zava-niainan'izy ireo ny raharaha fanolanana tsy nisy fanamelohana any Nizeria.
Tatitry ny “Unfreedom Monitor”: Sodàna
Efa anaty tatitra izao ny fikarohana nataon'ny Advox momba ny jadona nomerika ao Sodàna. Vakio ny sombiny, ary trohy ny PDF manontolo.
Umasoye: Mpikatroka fiteny mampiasa teknolojia hahatonga ny fianarana ny teny Ekpeye hahafinaritra
Mpikatroka ankihy fiteny iray avy any Nizeria i Umasoye, ary mampiasa fitaovana fampitam-baovao mba hahatonga ny fikolokoloana sy fampianarana ny teny Ekpeye hahafinaritra sy hanentana ny tanora.
Lehibe fahiny tao amin'ny sampam-pitsikilovana Gambiàna, voaheloka ho faty noho ny namonoany mpikatroka pôlitika
Ebrima Solo Sandeng, tanora mpitarika ny mpanohitra, voasambotra tamin'ny 2015 taorian'ny nitakiana fanovàna pôlitika. Nampijaliana mandra-pahafatiny izy tany am-pitazonana azy.