· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Septambra, 2012

Zambia: Nodimandry Ny Vadin'ny Filoham-pirenena Teo Aloha

  28 Septambra 2012

Alahelo lehibe no tazana manerana ny tambajotra sosialy tamin’ny Alarobia 19 Septambra 2012, taorian’ny vaovao momba ny fahafatesan’ ilay ramatoa vadin’ny filoham-pirenena Zambiana teo aloha, Betty Kaunda. Vadin’ny filoha voalohany tao...

Nanao Ahoana Ny Valin'ny Fifaninanan-Kira Uganda@50 ?

  22 Septambra 2012

Nahazo ny fahaleovantenany i Ogandà tamin'ny 9 Oktobra 1962, ka feno 50 taona izany amin'ity taona ity. Maro ny fandaharan'asa tanterahina amin'izany manerana ny firenena ka tafiditra ihany koa ny hira. Saingy misy ny fifanipaha-kevitra momba ny hira navoaka...

Afrika Frankôfôna: Ny Ivotoeram-Piofanam-Pitantanam-Panjakana

  09 Septambra 2012

Tamin’ny volana Febroary 2001, lany nandritra ny fivoriambe tany Windhoek, ao Namibia  ny Sata Mifehy ny Asam-panjakana ao Afrika (PDF). Efa-polo taona taorian'ny fahaleovantena, mampiseho ny fahataran'ny fanomezan-danja ny fitantanam-panjakana momba ny...

Lalao ‘Paralympiques’ : Lasa izao !

  03 Septambra 2012

Hatramin'ny 29 Aogositra ary hatramin'ny 12 Septambra, atleta 4.200 avy aminà firenena 166 no mandray anjara amin'ny andiany faha-14 amin'ny lalao 'paralympiques' ao Londona ary hifanandrina anaty taranja roapolo. Tantara miavaka amin'ny mahazatra no zarain'i Anna Guèye.