Tantara mikasika ny Afrika Mainty tamin'ny Septambra, 2007
Ogandà : Miverina amin'ireo tondra-drano be ny mpiblaogy
Tena nataon'ny mpiblaogy Ogande ho vain-dohan-draharaha nandritra iny tapa-bolana lasa iny ny mitantara ireo tondra-drano be izay nianjady tamin'ny faritry Afrika ambanin'i Sahara. Tena isan'ny voa mafy tamin'izany tondra-drano izany...
Rotaka tany Kampala
Ny blaogy Random Acts of Penmanship[En] dia nametraka tamin'ny aterineto sary maro momba ny rotaka tany Kampala. “Teo am-pisakafoana aho tamin'ny maraina no nahare antson'ny namana iray mampahafantatra ny rotaka...
Mibilaogy ny fifidianana any Kenya ny gazety malaza any
Nanokatra sehatra vaovao, amin’ny aterineto, hisahana manokana ny momba ny fifidianana atao any aminy ny gazety lehibe indrindra misy any Kenya Daily Nation. Sehatra mivoatra ka ny zava-dehibe malaza mitranga,...
Ny fandrakofan'ny Zanabolana an'i Afrika
Tsikaritry White African ny sarintanin’ny fandrakofan’ny zanabolana an’I Afrika: “Tao amin’ny Africa in the Acacia Atlas -2005 ity sarintany ity izay vokatry ny International Research Development Center (IDRC). Mahaliana dia...
Tanora ary mamoy fo, vonona hiondrana
Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan'ny lalana any Madagasikara. Gateway Global Consultants, tarihin'izany Steve Turmel izany, milaza fa mpanolo saina maneran-tany, dia nahazo fandrarana hialana an'i...
Mba misy zavatra tsara ve any AFrika?
Izany no fanontaniana miharo fandranitana voarain'i Kizzie, izay mpitoraka blaogy avy any Sudan vao tsy ela: We were in America and a famous Jewish-American human rights activist/writer/professor invited us for...
Maoritania.:Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?
Ny atao hoe “tsara sy meva”dia arakarak’izay maso mijery: Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “manja”.Ny olona vaventy...
Etiôpia : Mpitoraka bilaogy momban'ny Millenium Etiopianina
Tamin'ny faha 11 septambra 2007, na 1 Merskrem 2000, no niditra tamin'ny Arivotaonany faha-telo i Etiopia raha araky ny alimanaka Ethipianina, fito taona aorian'ny alimanaka Georgianina. Vanimpotoana lehibe tokoa ka...
Kôngô (RDK) : Ny tsy fisian'ny boky vaovao nosoratan'ny mpanoratra mainty hoditra amin'ny teny frantsay
Mitaraina sy mahonena i Alain Mabanckou fa tsy namoaka boky vaovao amin'ny teny frantsay ny mpanoratra mainty hoditra tamin'ity taom-panoratana ity. Soa ihany, ary ifaliana izany, fa misy ho vakiana...
Tanzania: Adihevitra Momba Ny Volonkoditra Sy Firazanana Mahaolompirenena.
Tovovavy Tanzaniana iray rehefa voahosotra ho Oliravina Vodacom Tanzania 2007 no niresadresaka tamin’ny mpanoratra ny Bongo Celebrity Blog no latsa-bava nanao hoe: “It’s sad that people have raise such an...