Tantara mikasika ny Sodàna Atsimo
2018 manerana an'i Afrika atsimon'i Sahara: Ireo tantaran'ny fiovana sy ny fanovana nankafizinay indrindra
Taorian'ny volana maromaro nanaovana fanerena tamin'ny fitondrana tao Afrika Atsimo sy i Ethiopia, dia nametra-pialàna ny filoham-panjakana Jacob Zuma sy Hailemariam Desalegn. Niteraka fanantenana mankany amin'ny fanovana demaokratika ao amin'ny firenena Afrikana maro misy mpitondra mpanao ampihimambam-pahefana ny fianjeran'i Zuma sy Desalegn.
Afaka Hiroborobo Ao Afrika Ve ny Fanatanjahantena Matianina?
Raha tena ao am-pontsika marina tokoa ny hanao ny fanatanjahantena ho ampahany iray manontolo ao anatin'ny fampandrosoana sosialy, tsy maintsy miainga avy any amin'ny fototra izany
Mpialokaloka ao Etazonia Mamelona Hira Nentin-drazana Amin'ny Alalan'ny Hiran'Ankizy
Nanonofy hevitra ny mpihiram-bahoaka ao amin'ny Mozea ara-java-kanto iray ao Erie ao amin'ny fanjakana Amerikana, Pennsylvania: manampy ny mpitady fialokalofana hahazo asa sady miara-miasa amin'izy ireo mba hitahiry ny hiran'izy ireo.
Nasehon'Ireo Atleta Mpitsoa-Ponenana Fa manan-Javatra Maro Omena Ry zareo Na Teo Aza Ny Tantara Mampalahelo Nodiaviny
Sariohatra iray matanjaka nandritra ny Lalao ny ekipan'ny mpitsoa-ponenana.
Nahatonga Korontana Tao Sodana Atsimo Ny Fifandirana Ara-Politika, Nahafatesana Olona An-jatony
Nahatonga fifandirana mitam-piadiana nandritra ny andro maromaro ny fifamaliana teo amin'ny Filoha Salva Kiir sy ny Filoha Lefitra Riek Machar, izay efa ela no mpifanandrina ara-politika,
Atleta 10 Avy Aminà Firenena Efatra Handray Anjara Amin'ny Lalao Olimpika Ambany Faneva Tokana: Mpitsoa-ponenana
"Tao amin'ny tobin'ny mpitsoa-ponenana, tsy nanana fotodrafitrasa izahay – na kiraro aza tsy nanananay. Tsy nisy toerana fanazarantena akory. Na ny toetrandro aza tsy tsara nanaovana fanazarantena..."
Toerana Mampidi-doza Ho An'ny Fanaovana Gazety Ny Ao Sodàna Atsimo
"Sodana Atsimo: mpanao gazety 7 novonoina ny taona 2015. Tsy nisy mpamono nentina teo anatrehan'ny fitsaràna. Tsy nisy fanazavana avy tamin'ny governemanta."